Sosa

I Sosa na Sosàna na Soza dia tanàna fahiny tao amin'ny Elamita sy ny vahoaka niaina teo alohany, tao amin'ny Empira persiana voalohany, ny Seleokida, ny Partiana, ary ny Empira sasanida tao Iràna, sady iray amin'ireo tanàna nanana ny maha izy azy tao amin'ny faritra Atsinanana Afovoany tamin'ny Andro Taloha.

Ao amin'ireo tendrombohitra ivan'i Zargos any amin'ny 250 km atsinanan'ny Renirano Tigrisy, eo anelanelan'ny Karkheh sy ny reniranon'i Dez no nisy azy. Ny toerana niorenany amin'izao dia ahitana havoana granita telo izay mivelatra eo amin'ny faritra mirefy 1 km2, fantatra amin'ny hoe havoana Apadana sy havoana Acropolis ary havoana Ville Royale. Ny tanàna iraniana vaovao atao hoe Shush dia hita eo amin'ny toerana niorenan'i Sosa. I Shush dia ampitovina amin'i Sosàna (Shushan), izay lazaina ao amin'ny Bokin'i Estera sy ny boky hafa ao amin'ny Baiboly koa.

Sosa
Sisam-paharavan'ny lampa-mpanjaka akemenida tao Sosa.

Amin'ny teny persiana dia atao hoe Shush, fa amin'ny teny hebreo dia atao hoe שׁוּשָׁן / Shushān ary amin'ny teny siriaka kosa dia atao hoe ܫܘܫ‎ / Shush. Amin'ny teny persiana afovoany dia atao hoe Sūsh na Shūs. Amin'ny teny persiana taloha dia Tsūshā.

Tags:

Andro TalohaAtsinanana AfovoanyBaibolyBokin'i EsteraElamitaEmpira persianaEmpira sasanidaSeleokidaTigrisy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Firenena MikambanaJKolontsaina malagasyHasidismaPôlitika eto MadagasikaraForyMpisolo tena (fitsipiteny)Fanjanahantany1940SatorinaMetodismaVolanaAurangzeb1900Testamenta TalohaAdy Lehibe FaharoaFiangonana Pentekotista Mitambatra (Madagasikara)Anjely potrakaFaritra Atsimo-AtsinananaMatoantenyRainisoalamboRadama IIBielôrosiaMpisolo manondroKabaryMosavy (finoana malagasy)ZairaFidangan' ny vidim-piainanaSoavalySamsônaVezoVolahavana GermaineAntandroyEuryceros prevostiiTalataRepoblika Demôkratikan' i KôngôFrank ZappaAfrika AndrefanaJesoa araka ny kristianismaHaihayPio XAlahamadyBetsileoKalandrie GregorianaBaibolyAlan TuringHiragasyMelody TimeBetsimisarakaFenoarivo Atsinanana1964Wayback MachineAlahasatyFifandimbiasana apôstôlikaKatroFiteny maanianyFiteny jeôrjianaTobim-pifohazanaRavelonjanaharyMpisolo toerana (fitsipiteny)Tetiandro litorjika kristiana2015Mpisolo manontanyIsmaelaFifohazana (kristianisma malagasy)🡆 More