Sora-Madinika

Ny sora-madinika na soramadinika dia endriky ny litera mateti-piasa indrindra ao amin' ny fanoratana ka amin' ny ankapobeny soratana amin' ny endrika madinika kokoa.

Ny mifanohitra aminy dia ny sora-baventy izay endrika tsy maintsy anoratana ny litera voalohany ao amin' ny anaran-tsamirery. Tsy afangaro amin' ny hoe zanatsoratra ny hoe sora-madinika. Tsy ny abidy rehetra no ahitana fiavahan' ny sora-baventy amin' ny sora-madinika. Ohatra ny abidy latina sy ny abidy grika dia manavaka ny sora-baventy amin' ny sora-madinika fa ny abidy hebreo sy ny abidy arabo dia tsy manavaka izany.

Jereo koa

Tags:

Abidy araboAbidy grikaAbidy hebreoAbidy latinaAnaran-tsamireryLiteraSora-baventyZanatsoratra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

VarotraKôràFiteny alemànaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Fiteny sanskritySakalavaWSabelioJohn RussellBokin' i DanielaZavamaniryZorofirarazanaFanjakan' ImerinaFaritany eto MadagasikaraTaratasin' i LentolosyMosesyMaleziaFiteny soedoà1899EkoadôraDokuWikiFanekem-pinoanaFototenyKônfirmasiônaFiteny estônianaFilôzôfiaFiteny indônezianaWorcester, MassachusettsHossein Sadaghiani23 JonaPisaFaritra Amoron' i ManiaEtiôpiaGoogleDistrika eto MadagasikaraUlan BatorAzerbaijàna IranianaBokin' i JeoBritaina LehibeBahaismaMerinaPakistànaFanjakana MitambatraRosiana (vahoaka)Faritra SofiaHerinaratraAlakaraboBaiboly katôlikaFanambadianaFiteny samôrôCurrent eventsKisarisary Ôfita28 MartsaMpampiana-dalànaBola (jeômetria)Fiteny betsimisaraka atsimoRainilaiarivonySoedaAsombolaOnjam-peoSinaFiangonana zandrinyApôkalipsy voalohan' i JakôbaSarielaFiendrika sy fitodikaRabibyBaiboly amin' ny teny malagasyRosia🡆 More