Ny sora-baventy dia litera atao lehibe kokoa sady amin' ny ankapobeny amin' ny endrika hafa izay anoratana ny litera volohany amin' ny anaran-tsamirery na atao endriky ny litera voalohany anombohan' ny fehezanteny iray.
Tsy afangaro amin' ny hoe renisoratra ny hoe sora-baventy. Ny mifanohitra amin' ny sora-baventy dia ny sora-madinika. Tsy ny abidy rehetra no ahitana fiavahan' ny sora-baventy amin' ny sora-madinika. Ohatra ny abidy latina sy ny abidy grika dia manavaka ny sora-baventy amin' ny sora-madinika fa ny abidy hebreo sy ny abidy arabo dia tsy manavaka izany.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Sora-baventy, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.