Ny sivilizasiôna Maia dia sivilizasiôna Mesoamerikana novolavolain'ny vahoaka Maya, ary nalaza noho ny teny famantaranany rafitra fanoratana be pitsiny sy be fivoarana indrindra tany Amerika talohan'ny kolumbiana - ary koa ny kanto, ny maritrano, ny matematika, kalandrie ary rafitra astronomia.
Ny sivilizasiona Maia dia nivoatra tao amin'ny faritra izay misy atsimo atsinanan'i Meksika, Goatemala sy Belizy rehetra, ary ireo faritra andrefan'i Hôndorasy sy Salvadoro.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Sivilizasiôna maia, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.