Sakramentan' Ny Fivalozana Sy Ny Fampihavanana

Ny sakramentan' ny fivalozana sy ny fampihavanana ao amin' ny Fiangonana katôlika sy ao amin' ny Fiangonana ôrtôdôksa dia iray amin' ireo sakramenta fito.

Ny tanjon' io sakramenta io dia ny famelàn' Andriamanitra ny fahotan' ny olona manao fivalozana. Atao hoe sakramentan' ny kônfesy na sakrametan' ny famelan-keloka na sakramentan' ny fampihavanana na sakramentan' ny fivalozana koa ity sakramenta ity.

Sakramentan' Ny Fivalozana Sy Ny Fampihavanana
Ny Sakramentan' ny fivalozana, Pietro Antonio Novelli, 1779.

Jereo koa

Ny sakramenta ao amin' ny fiangoana katôlika:

Tags:

FahotanaFiangonana katôlikaFiangonana ôrtôdôksaFivalozanaSakramenta

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Mpandrindra milinaArktikaZafisoro1964ParisyRafitra kôneksiônalyJesoa araka ny kristianismaRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaFanjakana MitambatraSôdômaMaritranoMasoandroDidy FoloFahasalamanaFiteny jeôrjianaAndriamangariraFanatontoloanaKabary am-panambadianaAmbositraFrank ZappaRepoblika Demokratika MalagasyFiteny latinaSihanakaVy Vato SakelikaEmperora CixiKilalaoGoogleJFiteny ingrianaFokom-pirenen' i AseraNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraJobilySakalavaTendrombohitraToetanin-jana-pehin-tanySaryRadama VoalohanyStridônaKatroGregôrio IXFibebahanaFanandroana malagasyMeksikaMpisolo manondroSakafo malagasyKuroisoFahazavanaAkohoRianaratraLezôtôMpisolo tena (fitsipiteny)AzôtaBetsileoPeteraMôralyFahavaratraLondon Missionary SocietyTestamenta Taloha22 AprilyFiteny pôlôney1862Isaia (mpaminany)Fiteny kazàkaAnjelôlôjiaWikiKônfirmasiônaJodaismaRasoherinaTaom-baovao malagasyTromba🡆 More