Sakramentan' Ny Fivalozana Sy Ny Fampihavanana

Ny sakramentan' ny fivalozana sy ny fampihavanana ao amin' ny Fiangonana katôlika sy ao amin' ny Fiangonana ôrtôdôksa dia iray amin' ireo sakramenta fito.

Ny tanjon' io sakramenta io dia ny famelàn' Andriamanitra ny fahotan' ny olona manao fivalozana. Atao hoe sakramentan' ny kônfesy na sakrametan' ny famelan-keloka na sakramentan' ny fampihavanana na sakramentan' ny fivalozana koa ity sakramenta ity.

Sakramentan' Ny Fivalozana Sy Ny Fampihavanana
Ny Sakramentan' ny fivalozana, Pietro Antonio Novelli, 1779.

Jereo koa

Ny sakramenta ao amin' ny fiangoana katôlika:

Tags:

FahotanaFiangonana katôlikaFiangonana ôrtôdôksaFivalozanaSakramenta

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FasismaSetianismaBob DylanAmbohimangaAntandroyEtazoniaLahatra (finoana malagasy)Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraNormandiaVarotra(105416) 2000 QY161Misterin' ny PaskaAntanosyFaritra SofiaFahaizana mamaky sy manoratra1629Fiteny bengalyFanekem-pinoanaEvanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny FoloAlakaosyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFokom-pirenen' i IsraelyAlikaAlahamadyKolontsaina malagasyFiteny betsimisaraka avaratraBiôgrafiaFahaterahanaAmpiposahana (faritra)Ôliva (zavamaniry)Raki-pahalalanaRepoblika Demokratika MalagasyFototenyAndriamanitra (tokana)Fiteny sanskrityJôbaEbrahim HatamikiaFiteny frantsayFiteny antankaranaRadama VoalohanyFiteny malayAlarobiaFamadihanaGabônaTohu wa-BohuAnaranaSalavantanin' i GazaAbraham TrembleyTestamenta TalohaFilaza mandidyMartioraFiteny bielôrosianaMadagasikara zanatany frantsay1524KônfirmasiônaFiteny sakalava1885Faritany eto MadagasikaraAdizaozaRanomasimbe PasifikaSão PauloJodaismaAbbas Ibn FirnasHijraFanatontoloanaMadagasikaraSôfia (gnôstisisma)GovernemantaZôdiakaMpampiana-dalànaVolanaSimôna avy any KirenaIzeharaSongosongoKôntinentaKilamba-Kiaxi🡆 More