Ny fanosorana ny marary (izay nantsoina hoe fanosorana farany talohan' ny kônsily Vatikana II) dia sakramentan' ny Fiangonana katôlika rômanina sy an' ireo Fiangonana ôrtôdôksa ary an' ny Fiangonana anglikana izay ametrahana ireo mijaly eo ambany fitseran' i Kristy.
Ny fanosorana dia atao amin' ny menaka voahasina sy ankalazain' ny pretra.
Maro ireo fiangonana ara-pilazantsara izay manatanteraka ny fanosorana ny marary nefa tsy mihevitra izany ho sakramenta. Ny fanosorana ny marary dia ordonansin' ny asam-pisoronana ao amin' ny Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany.
Ny sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika:
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Fanosorana ny marary, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.