Sakramentan' Ny Fanambadiana

Ny sakramentan' ny fanambadiana dia iray amin' ireo sakramenta fito ao amin' ny fiangonana katôlika sy ao amin' ny fiangonana ôrtôdôksa.

Amin' ny Katôlika, “ny fifanekena ara-panambadiana, izay anorenan’ ny lehilahy iray sy vehivavy iray eo amin’ izy samy izy tokantrano iray ho amin’ ny fiainana manontolo, nalahatra araka ny toetrany voa-Janahary amin’ ny soa ho an’ ny mpivady ary koa ho an’ ny taranaka sy ho an’ ny fanabeazana ny zanaka, dia nasandratr’ i Kristy Tompo eo amin’ ny samy vita batemy, ho amin’ ny hasin’ ny sakramenta”

Jereo koa

Ny sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika:

Tags:

Eglizy katôlika rômaninaFiangonana ôrtôdôksaSakramenta

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

WikipediaFiteny araboTerakaJiosyFahababoana tany BabilônaToliaraFifohazana (kristianisma malagasy)GambiaJerosalemaZhuge LiangRivodozaMetafizikaAntambahoakaVolana (fotoana)FambolenaAntankaranaHindoisma eto MadagasikaraMaorisySinaWikipedia amin'ny teny malagasyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôZezikaAl-Biruni22 AprilyOnjan-dranoMandravasarotraFiteny iranianaTeôlôjia dôgmatikaIsraelyTanyMusianSeptambraMaoritaniaKolontsaina malagasyAfrika AfovoanyAostraliaAntananarivoLouis PasteurMontanaMerinaVolamena1431Nelson MandelaFilazantsara araka an' i MarkaFanekem-pinoana apôstôlikaKolontsaina1953FilôzôfiaAbkaziaJean-Joseph RabeariveloKôngô-BrazzavilleMpisolo (fitsipiteny)Hiram-pirenenaFiteny samôrôAnaranaLambamena21 MeyFiteny siriakaLisbonAbela1603VintanaMaleziaBlaogyFanavaozana prôtestantaTestamenta VaovaoFanekem-pinoana nikeanaFilazantsara araka an' i LiokaListrin'ny Farihy eto Madagasikara748Kinshasa2007🡆 More