Ry Tanindrazanay Malala Ô

Ry Tanindrazanay malala ô! no hiram-pirenena malagasy.

Nosoratan' ny mpitandrina Rahajason ny tonony ary noforonin' i Norbert Raharisoa ny feony.

Tonony sy feon-kira

Ry Tanindrazanay Malala Ô 
Ry Tanindrazanay malala ô
Ry Tanindrazanay Malala Ô 
Ry Tanindrazanay malala ô

Toa izao ny tonony :


Ry Tanindrazanay malala ô!
Ry Madagasikara soa.
Ny fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao ho anao doria tokoa.

        Fiverenana 
    Tahionao ry Zanahary
    'Ty Nosindrazanay ity
    Hiadana sy ho finaritra
    He! sambatra tokoa izahay.

Ry Tanindrazanay malala ô!
Irinay mba hanompoana anao
Ny tena sy fo fanahy anananay
'zay sarobidy sy mendrika tokoa.

       Fiverenana 
    Tahionao ry Zanahary
    'Ty Nosindrazanay ity
    Hiadana sy ho finaritra
    He! sambatra tokoa izahay.

Ry Tanindrazanay malala ô!
Irinay mba hitahiana anao,
Ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra ijoroan'ny satanao.

      Fiverenana 
    Tahionao ry Zanahary
    'Ty Nosindrazanay ity
    Hiadana sy ho finaritra
    He! sambatra tokoa izahay.

Tags:

Hiram-pirenenaMalagasy (vahoaka)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

JirofoToekaren' i MadagasikaraRaki-pahalalanaFanekem-pinoana apôstôlikaNorwegian Missionary SocietyVoromailalaAlarobiaKilalakyThéophile SeyrigFoko eto MadagasikaraFahotanaFomban-drazanaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôMelody TimeAntesakaFiteny indônezianaTetiandro malagasyAndriamangariraAdy Lehibe FaharoaFanagasiana190117 DesambraKabary tera-baoTetiandro litorjika kristianaHavatsa-UPEMPressyPio IVPapaFanahyParisyJoroFanavakavaham-bolon-koditraRabibyATontolo iainanaNosy LonjoZazavavindranoFaritra Atsimo-AtsinananaBokin' i EzekielaMasikoroRy Tanindrazanay malala ôAfoTorkmenistànaPoaceae1964Andro faranyMounir Aziz DaoudFanonganam-panjakanaFady (malagasy)RavelonjanaharyTetiandro etiopianaJean-Joseph RabeariveloOram-panalaLalànaFidangan' ny vidim-piainanaSamsônaTsirintenyAzia Atsimo-AtsinananaPôlitika eto Madagasikara11 AprilyWikiNekao IIAndron'ny TanyMohamadyFaritra VatovavyKameronaFahafatesanaParakyRasoherinaAmbohimangaBaskin-RobbinsLahatra (finoana malagasy)🡆 More