Mania

I Mania dia reniranon' i Madagasikara mitodika mankany andrefana, manompo an' i Tsiribihina, izay manana halava 280 km, mipoitra avy avy ao afovoan-tany ao amin'ny ala avaratra atsinanan' ny kaomin' i Miarinavaratra.

Ny tapany voalohany dia atao hoe Fisakana, izay manondraka ny faritra Betsileo avaratra, avy eo izy mihaona amin' i Mahajilo ka mamorona an' i Tsiribihina. Avy amin' ny anarany ny anaran' ny faritra Amoron'i Mania ao amin' ny faritanin' i Fianarantsoa. Ireto ny renirano manompo azy: Ivato, Imorona, Ikoly, Menala, Sakeny, Fitanamaria, Sakorendrika, Manandona, Isakely ary Iandratsay.

Mania
Mania
Carte Mania

Jereo koa

Tags:

Faritanin'i FianarantsoaFaritra Amoron'i ManiaMadagasikaraMiarinavaratraSakenyTsiribihina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Norwegian Missionary SocietyFahagaganaFanekem-pinoana apôstôlikaTetiandro gregôrianaFibebahanaBrezilaAndriana28 MartsaTantara ny Andriana eto MadagasikaraSiméon RajaonaAdizaozaBokin' ny GenesisyFizaràn-taonaVy Vato SakelikaBokyToyotaRabibyBanto (vahoaka)PakistànaFiteny kantôneyRadama IIVolanaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Fady (malagasy)Fianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyFokom-pirenen' i BenjaminaRepoblika Demokratika MalagasyFaritanin' AntsirananaAnamalahoZavaboary2015AlohotsyAntokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i MadagasikaraLezôtôFiteny frantsayBokin' i JôsoaVaryRavelonjanaharyAnaranaSonismaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraFokom-pirenen' i IsraelyCurrent eventsFanekem-pinoanaFokom-pirenen' i AseraFiteny hebreoTsirintenyAndron'ny TanyPoopyWFaritra VatovavyFivavahan-drazana malagasyAfrika AndrefanaAogostino avy any HipônaFilôzôfiaFiangonana zandrinyLisitry ny filohan' i MadagasikaraSiriaFiangonana Pentekotista Mitambatra (Madagasikara)SodànaISO 3166-1MôsikaoAsorotanyBob KhannaRatsiraka DidierFanandroana malagasyMpisolo (fitsipiteny)AterinetoTorkiaJirofo🡆 More