Vahoaka Indiana

Ny Indiana dia ireo olom-pirenen' i India, na inona na inona foko misy azy.

Tamin' ny taona 2018 dia laharana faharoa maneran-tany ny mponina indiana raha ny isany no heverina (17,50 % amin' ny mponina maneran-tany). Mifanefi-tany amin' ny Pakistaney sy ny Sinoa sy ny Bangladey sy ny Birmàna sy ny Nepaley ary ny Botaney ny Indiana. Ny Indiana dia mitsinjara ho vondrom-poko ara-piteny miisa roa ambin' ny folo. Noho ny fifindrà-monina dia betsaka ireo Indiana am-pielezana manerana an' izao tontolo izao, indrindra any Azia, any Amerika Avaratra, any Eorôpa, any Karaiba, any Ôseania ary aty Afrika. Talohan' ny fivakisan' i India ho firenena maro (India sy Pakistàna ary Bangladesy) tamin' ny taona 1947 dia nanondroana ny mponina tao amin' ireo firenena ireo ny hoe Indiana. Antsoina hoe Indô-pakistaney ireo Indiana sy Pakistaney am-pielezana rehefa tsy fantatra na tsy tiana ho fantatra ny tena firenena niaviany.

Vahoaka Indiana
Mpandihy nentim-paharazana indiana

Jereo koa

Tags:

AfrikaAmerika AvaratraAziaBangladesyBotànaEorôpaIndiaKaraibaMianmaraNepalyPakistànaRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaVondrom-pokoÔseania

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fifandraisan-davitraTrixie Gardner, Baroness Gardner of ParkesFifohazam-panahy lehibeFahaizana mamaky sy manoratraFiteny malaiô-pôlineziana andrefanaKôngô-BrazzavilleSoratraMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraIndôneziaMayotteAugustin rajonVazimbaFiteny malayTeboka roaAdy an-tranoFiteny neerlandeyQIT Madagascar MineralsGordie HoweVatohandrinaFilipinaPakistànaBridgette KerkoveMpaminany lehibeEkoadôraIzeharaMosavy (finoana malagasy)Ôlimpôsy (Torkia)AlikaAnaranaMaleziaAmbohimanga1910(104249) 2000 EQ136Jorge GonzálezTeam Fortress 2JodasySaolySaretyWikimaniaFisoronana sy fanalana vintanaNosy KanariaSakafoLisitry ny gazety ao MadagasikaraApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyWFanalana faditraJean NarivonyFaritra BoenyBernard Renau d'EliçagarayNoyelles-sur-SelleFiteny hindỳFiteny masikoroBaiboly prôtestantaSolosainaKabary am-panambadianaKristianinaKôrà (zanak' i Esao)633FaraoMediaWikiFiteny antankaranaFanonganam-panjakanaFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaRabibyFanavaozana prôtestantaVolaRazana (finoana malagasy)Rosedale, MississippiSôfia (gnôstisisma)🡆 More