Maky Hira

Ny hira dia karazana amboanala na maky, manan-drambo lava miloko maity sy fotsy mifandimbindimby manaraka ny lavany.

Izy no fantatra indrindra amin' ny karazana maky ka matetika atsoina fotsiny amin' ny anarana hoe "maky". Toy ny karazana amboanala rehetra dia tsy hita afa-tsy eto Madagasikara ny hira ary miaina ao anaty alan-tsilo sy ny ala amina any amin' ny tapany atsimon' ny Nosy.

Maky Hira
Hira

Mihinana ny zavatra rehetra ny hira sady mety tsy matory alina raha misy zavatra ataony. Afaka mifindrafindra eny ambony hazo sy eny amin' ny tany izy, ary izy no amboanala mpandeha an-tany indrindra. Miana anaty andiany izy ary mety mahatratra telopolo ny isan' ny ao andiany iray izay tarihin' ny vaviny iray.

Na dia mora zatra amin' ny fiompiana aza ny hira sady hita any amin' ny toeram-pijerem-biby maro eran' izao tontolo izao, ny hira dia karazam-biby tena tadindomin-doza fahavelomany any an' ala ary anisan' ireo primata 25 atahorana ho lany tamingana indrindra eran-tany.

Jereo koa

Tags:

AmboanalaMadagasikaraMaky

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

RavelonjanaharyRadama IFanekem-pinoana apôstôlikaKabary tera-baoFiteny grikaAsiriaTovolahy (sikidy)Faritra Atsimo-AndrefanaVondrona EorôpeanaRanoJesoaKapila matezaLandihazoPakistànaVolahavana GermaineHenrik RödlSaonjoVolohazoFiteny araboAnkaramalazaAnjara asa (fitsipiteny)Maniry610Fivoahan' ny Zanak' i Israely avy any EgiptaVelarantanyDemôkrasia1955Helodranon' Ivondro1981Teny grikaTale (sikidy)Vincent AuriolTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôRepoblika MalagasyRova ManjakamiadanaSoronaMalagasy (vahoaka)Fifohazana ManolotronyFanasan' ny TompoMartsaKolontsaina malagasyAlakaraboAlakamisyRindrankajy637AlikaFiteny kiniaroanda6 FebroaryFaritanin'i KalasinMadagasikaraFiangonana Jesosy MamonjyDistrikan' AmpanihyFahasivy (sikidy)OmbyWikiBernard CastroRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Tafika an-tanety1984Tanora Gasy VononaTamponalaKabary am-panambadianaAndrianaFanekem-pinoanaFiombonan' ny Fiangonana Protestanta eto MadagasikaraSilia🡆 More