Helodranon' I Antongila

Ny Helodranon' Antongila, fantatra kokoa amin' ny anarana hoe Baie d'Antongil amin' ny teny frantsay, no helodrano lehibe indrindra eto Madagasikara.

Io helodrano io dia ao amin' ny morontsiraka atsinanan' ny Nosy, any amin' ny farany avaratra amin' ny morontsiraka atsinanana. Ao anatin’ ny Ambatosoa izany.

Helodranon' I Antongila
Helodrano'i Antogila
Helodranon' I Antongila
Trozona ao amin' ny Helodranon' Antongila (Megaptera novaeangliae)

Mirefy 60 km eo ho eo ny lavany ary 30 km ny sakany. Mamorona ny sisiny atsinanan' ny helodrano ny saikinosy Masoala. Ny Nosy Mangabe sy ny tanànan' i Maroantsetra dia eo amin’ ny farany avaratr' ilay helodrano, ary ao akaikin’ ny toerana misy ny tanànan’ i Mananara Avaratra sy ny vavan’ ny reniranon’ i Mananara (Ambatosoa) kosa ny farany atsimon’ ny helodrano.

Jereo koa

Tags:

Faritra AmbatosoaFiteny frantsayHelodranoMadagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny nôrvezianaLiokaJorge Luis BorgesFilôzôfiaWiki CommonsTeknôlôjiaKilamba-KiaxiVarotraTantaran' i MadagasikaraNosy KokyMpisolo toerana (fitsipiteny)PôlitikaKaody baraHasinaTantara ny Andriana eto MadagasikaraHaitsikerafitenyKristianisma eto MadagasikaraFilazantsara araka an' i MatioMisoriaFiteny malagasyPraiminisitra malagasyMpanampy (fitsipiteny)MarovatoDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Ranavalona IFoko eto MadagasikaraRepoblika Demôkratikan' i KôngôGenevaMari-piatoanaMarko AorelioAnaran-tsamireryRanomasinaLogosFirenenaVladimir LeninMatthias CorvinusISO 4217Tolom-bahoaka tamin' ny 1947Mpampiankina fehezankevitraAsaMediaWikiBlaogyTsimihetyAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaHasina (zavamaniry)Ratsiraka DidierXWikimaniaOhabolanaVolanaFanehoan-javatra (fitsipiteny)FatranaFiteny betsimisarakaHypertext Markup LanguageHerakleitôsyWayback MachineKolontsainaKônsobstansiasiônaFaritra IhorombeJerosalema vaovaoDavida (mpanjaka)Repoblika Fahefatra (Madagasikara)Fiteny tsy fantatraTorkiaRajoelina AndryEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)AnkaraEpistily ho an' ny RômanaFehezankevitra (fitsipiteny)Sabata (jiosy)ForyRadama Voalohany🡆 More