Filôna Avy Any Aleksandria

I Filôna avy any Aleksandria dia filôzôfa jiosy mananana kolontsaina grika niaina tamin' ny fotoana niantombohan' ny kristianisma.

Teraka tao Aleksandria tamin' ny taona 20 tal. J.K. izy ary maty tamin' ny taona 45 taor. J.K. Niaro ny jodaisma tamin' ny alalan' ny asasorany izy ka naneho fa tsy mifanipaka ny finoana jiosy sy ny filôzôfia grika. Anisan' ny loharano nanovozan' ny Rain' ny Fiangonana (na Aban' ny Eglizy) izy, anisan' izany i Eosebiôsy avy any Kaisaria.

Filôna Avy Any Aleksandria
I Filôna avy any Aleksandria

Ny anarany

Amin' ny teny hebreo dia ידידיה הכהן / Yedidia HaKohen ("Jedidia Mpisorona") no iantsoana an' i Filôna. Amin' ny teny grika kosa dia Φίλων ὁ Ἀλεξανδρεύς / Philôn o Alexandreus. Amin' ny teny latina kosa dia Philo Judaeus ("Filô Jiosy/Jody").

Jereo koa

Tags:

AleksandriaEosebiôsy avy any KaisareaJodaismaKristianismaRain' ny Fiangonana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Joany Mpanao BatisaAndriamanalina IFanahy MasinaWayback MachineFanehoan-javatra (fitsipiteny)Logos (kristianisma)Ratsiraka DidierMarta Vieira da SilvaBagdadKabary famangianaTestamenta TalohaKonsobstansiasionaBaiboly prôtestanta amin' ny teny malagasyAmbohidrabibyParakletoHerakleitôsyReniranoFahaleovantenaHopitalyIndôneziaMasikoroBatisaLogosFaritra IhorombeMadagasikaraRadama VoalohanyHasina (zavamaniry)FamoranaJesoa araka ny kristianismaTanora Gasy VononaWilliam III an'i AngleteraOlombelonaTantaran' i MadagasikaraNy Avana RamanantoaninaABill PaxtonKaliforniaFanandroanaAltaf ShaikhSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAnjelyVladimir LeninOhabolanaPetra-kevitraTantaran' ny kristianismaEspainaMari-piatoanaBokin' i IsaiaEpistemôlôjiaFilazantsara araka an' i MarkaEstera (ao amin' ny Baiboly)1994Hypertext Markup LanguageAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaVolanaEmirata Arabo MitambatraTantara ny Andriana eto MadagasikaraFiangonan' i Jesoa Kristy eto Madagasikara1983Fady (malagasy)Mpampiankina fehezankevitraAlahasatyFifadian-kaninaSaryDidy FoloZakaria (rain' i Joany)Epistily ho an' ny RômanaBouchainFararanoFiteny malagasyBady MinckAnaran-tsamireryLucien Xavier Michel Andrianarahinjaka🡆 More