Filazam-Potoana Ankehitriny Mitohy

Ny filazam-potoana ankehitriny mitohy na filazam-potoana ankehitriny mivoatra dia filazam-potoana ao amin' ny fiteny anglisy izay fikambanan' ny filazam-potoana ankehitriny sy ny fanehoan-javatra mitohy.

Amin' ny teny anglisy dia atao hoe present continuous na present progressive io filazam-potoana io. Ilazana asa miseho amin' ny fotoana itenenana ny filazam-potoana ankehitriny mitohy. Amin' ny alalan' ny fanakambanana ny matoanteny mpanampy "be" tanisaina amin' ny filazam-potoana ankehitriny sy ny ova-matoanteny amin' ny endriny "ankehitriny" (miafara amin' ny -ing) no ahazoana ny endriky ny filazam-potoana ankehitriny mitohy.

Ohatra:

The boy is crying. ("mitomany ilay zazalahy")

Jereo koa

Tags:

Fanehoan-javatra mitohy sy tsy mitohyFilazam-potoana ankehitrinyFiteny anglisyMatoanteny mpanampyOva-matoanteny

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

LTondra-dranoTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaTestamenta TalohaRy Tanindrazanay malala ôAljeriaTantaraVorombolaDarryl StarbirdFanjanahantanyAlarobiaMpisolo (fitsipiteny)MalakiaSanta-Vinsanta-sy-GrenadinaFiraisana ara-nofoKanaana (faritra)Fiteny tiorkaSaint-Clément, AisneFiarahamoninaFiteny kasmiryKolontsainaAhidamboTorkmenistànaArmeniaKongonaKristianisma eto MadagasikaraOzbekistànaAntenimieram-pirenenaKalandrie litorjika katôlika rômaninaTrozonaAdy Lehibe FaharoaLanitra (finoana)AntandroyAnjara asa (fitsipiteny)Paositra MalagasyFivavahana eto MadagasikaraRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaOhabolana1911Fampakaram-bady tao KanàFiteny betsileoIsraelyAlakaraboJerosalemaAast, Pyrénées-AtlantiquesFaritra MelakyBaraFransiskaninaBorondySiddhartha GautamaSampan-tenyKabary tera-baoHoratio Herbert KitchenerZanahary (finoan-drazana malagasy)ZavaboaryFanahy (kolontsaina malagasy)TetiandroFitampohaFihavananaEpistily nosoratan' i JakôbaIngosetiaAviavyAsaAndrianampoinimerinaAdijadyFanandroana malagasyTestamenta Vaovao🡆 More