Fiangonan'ny Ampakarina

Ny Fiangonan'ny Ampakarina (FnA) dia fiangonana manana firehana evanjelika na ara-pilazantsara niorina teto Madagasikara tamin'ny taona 2013.

Ny Pastora Nicolas Rajemison, Iraka iray teraka avy tamin’ny famangian’Andriamanitra no nanorina ny Fiangonan’ny Ampakarina tamin'ny taona 2013.

Ny Pastora Nicolas Rajemison

Ny fanombohany

Ny 15 ny volana Mey taona 2005 no nidiran'ny Pastora Nicolas Rajemison tao anatin’ny sehatry ny fanompoana matihanina, nianatra sy nandalina ary nohosorana ho mpitandrina ny taona 2008, dia nanomboka sy nitohy tamin’ny asa fanompoana izy nandritra ny taona maro ary ny faha 13 Novambra 2013 no namangian’Andriamanitra azy sy nanomezan’Andriamanitra azy ny tari-dalana mazava ny amin'ny iraka nanirahana azy ety an-tany.

Ny iraka nampanaovina azy

Teny nomen’ny Tompo azy ny teny ao amin’ny Apokalypsy 21:9 manao hoe: "Avia etỳ, dia hasehoko anao ny ampakarina, vadin'ny Zanak'ondry", satria ny hanomana ny olona ho amin’ny fiavian’i Jesosy no tena antso niantsoan’ny Tompo azy sy iraka nanirahan’Andriamanitra azy, ka nahatonga ny anaran’ny iraka hoe "Ny Ampakarina". Isan’ny teny nomena ho an’ny iraka “Ny Ampakarina” ilay voarakitra sy voalaza ao amin’ny Bokin'i Isaia 49:1-26 izay fototra ijoroan’ny Iraka. Io no mirakitra ny "mission" nomen’Andrimanitra ny FnA.

Ny fiangonana sy ny finoany

Teny filamatra

"Fiangonan’ny Ampakarina - Manomana anao ho ampakarina": io no teny filamatra entin’ny FnA manatanteraka ny iraka nampanaovin’i Jesosy azy. Manohy ny asa izay efa natomboky ny Tompo sy ireo mpianany, izay no tena imasoany.

Ny finoan'ny Fiangonan'ny Ampakarina

Ny Fiangonan’ny Ampakarina dia :

Jereo koa

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Fiangonan'ny Ampakarina Ny Pastora Nicolas RajemisonFiangonan'ny Ampakarina Ny fiangonana sy ny finoanyFiangonan'ny Ampakarina Jereo koaFiangonan'ny Ampakarina Loharano sy fanamarihanaFiangonan'ny AmpakarinaEvanjelismaMadagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

VolanaFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranyTantaran' i EtazoniaFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaBorondyMassachusettsAmpiposahana (faritra)AsorotanyAlahasatyTrombaVoahiranaZambiaMpampiankina fehezankevitraFomban-drazanaAndriamanitra (tokana)Isaia (mpaminany)Marovato2022FrantsaMontanaVorombolaBrexitJohannes VermeerModesto, KaliforniaFerenc AndrásBokin' ny mpaminany (Baiboly)Fikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyAntesakaAlarobiaSaint-Clément, AisneMadagasikaraNIndiaQIT Madagascar MineralsKanaana (faritra)RavelonjanaharyFitaovam-piadianaFaritanin' AntananarivoHoratio Herbert KitchenerMa Ying-jeouFijyFiteny tiorkaSoisaAntambahoakaMeivazySampan-tenyMpampiankin-teny1989MerinaKor'anyKristianismaWayback MachineAnatôliaFahasalamanaFamonjenaTobim-pifohazanaAdijadyAterinetoAsombolaOkrainaAndrianampoinimerinaPetra-kevitraFilôzôfiaFaritra AndroyAntandroyFiteny malagasyFamadihana🡆 More