Fiainana Aorian' Ny Fahafatesana

Ny fiainana aorian' ny fahafatesana na fiainana any an-koatra dia fitohizan' ny fiainan' ny fanahy na ny fieritreretan' ny zava-manana aina aorian' ny fahafatesany.

Maro ny endrika mety hisehoan' izany ka ny fiainana any am-paradisa na any amin' ny helo aorian' ny fitsanganan-ko velona, araka ireo fivavahana abrahamika, dia isan' izany. Maro koa ny fivavahana mampianatra ny fisian' ny fiainana any an-koatra, isan' izany ny fivavahan' ny Egiptiana taloha, ny fivavahan' ny Grika sy ny Rômana taloha, ny fivavahan' ireo mponina tao amin' ny tapany avaratr' i Eorôpa, ny fivavahana kristiana, ny finoana silamo, ny jodaisma (afa-tsy ny an' ny Sadoseo), ny bodisma, ny hindoisma, ny jainisma, ny sikisma, ny zôrôastrisma, ny fivavahan-drazana afrikana sy ny hafa koa.

Jereo koa

Tags:

BodismaEorôpaFahafatesanaFanahin' ny vatanaFinoana silamoFitsanganan-ko velonaFivavahan-drazana afrikanaFivavahanaFivavahana abrahamikaFivavahana kristianaHeloHindoismaJainismaJodaismaParadisaSadoseoSikismaZôrôastrisma

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fitodika ataoNoidanVyKolikolyMosavy (finoana malagasy)Barrett BladeFiteny malay1839Anjara (finoana)QuébecTarika matoantenyJopiteraChris EvansGerhard SchröderVazimba1926KharkivTestamenta TalohaCalendario ebreoBrexitDave AitelLahatraEmirata Arabo MitambatraHubert TardieuPFaritra Sava6Portable Document FormatTantaran'i MadagasikaraHenôteismaMey1559Ôseania4Teny malagasy ôfisialyNederlandy.etNôrvezy1990Nadia Comăneci95AndriamisaraNAmerika LatinaKabaryFitsanganan' i Jesoa ho velonaJohn Fitzgerald KennedyFitodika mpamari-toe-javatraFahitalavitraBourgogne, MarneGrisyGuiyangJules VerneOrel HershiserFiainanaEpistilin' i Paoly31584TsỳManhasset Hills, New YorkSantiago202065Fanjakan' Andriamanitra407Salamo faha-225Oganda42Abrahama (patriarka)Autricourt1974Lohasahan' ny Hantsana LehibeMpampiankina fehezankevitra🡆 More