Tarika Matoanteny

Ny tarika matoanteny dia tarika foronin' ny matoanteny sy ny teny na andianteny mameno azy sady tsy azo foanana.

Ireo teny mameno azy ireo dia mety ho famenon' ny matoanteny na tambinteny na mpamaritra na teny amin' ny sokajy hafa. Ampahatsiahivina fa ny famenon' ny matoanteny dia lazaina hoe "fameno zoina" raha ampifamalina amin' ny famenon' ny fehezanteny izay atao hoe "fameno toe-javatra".

Ohatra:

  • Il est allé à l'école cet après midi.

Jereo koa

Tags:

Fameno toe-javatraFameno zoinaMatoantenyMpamaritra (fitsipiteny)Sokajin-tenyTambintenyTarika (fitsipiteny)Zoina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

BolgariaDemôkrasiaZone FrancTôngaTonizia1826WikiZakaMosesy MaimonidaAbkaziaAdaoroRaki-pahalalanaFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaKolontsainaFilazantsara1945SolombavambahoakaLouis-Claude VincentKabary famangianaLavarsFivavahan-drazana malagasyAntevato17 MartsaAndôraAlahamadyTestamenta TalohaMianmaraFaritra AnalamangaPalmdale, KaliforniaKristianisma eto MadagasikaraRivodozaAngatra (aretina)ApôlinarismaFamoranaBaraOzbekistànaJapànaTantaran' i MadagasikaraMohamadyFiteny anglisyKabary tera-baoFANJAKAN’ I MADAGASIKARAFilazantsara araka an' i LiokaNelson MandelaAfrika AfovoanyMandravasarotraFaritany AmerikanaFanekem-pinoana nikeanaBenito MussoliniItaliaAntankarana153Internet ExplorerHazoLetôniaSokajin-tenyGregoriosy avy any NisaAlemainaTorkiaFanahy (kolontsaina malagasy)RanoFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)2003Tebay (Ejipta)AndrianaVikingy (vahoaka)Qasr-e QandKharg (nosy)🡆 More