ahoana Ny Manao Takelaka

Afaka ovain'ny mpampiasa aterineto avy hatrany ny ankabiazan'ny pejy eto amin'ny wikipedia, ary io kosa ny foto-pandehanany.

  • Ny tanjon'ity pejy ity dia manoro anao hoe ahoana ny manova ny lahatsoratra eto amin'ny wikipedia.
  • Afaka manova takelaka avy hatrany daholo ny mpikambana sy ny mpitsidika rehetra eto amin'ny wikipedia, ary tsy mila manoratra anarana ato akory vao afaka. Ampahazotoinay manoratra eto ianao raha hitondra zava-tsoa (takelaka tsara « au top ») eto amin'ity wikipedia ity.
  • Mandehana any amin'ny bistro rehefa manana fanontaniana manokana, na manorata any amin'ny mpandrindra eto amin'ny wikipedia.

Azon'ny mpitsidika ovaina ny pejy raha hanatsara azy ny tena tanjony. Afaka ampiasaina ny Kianjam-pasika rehefa manandrana ny syntaxe wiki ; Azo ampiasaina ihany koa ny pejinao raha tianao.

Ovay ny lahatsoratra misy ao anatin'ilay pejy

ahoana Ny Manao Takelaka 
modifier = Ovay

Afaka manindry ny rohy [ ovay ] eo amin'ny fizaràna (section) koa ianao rehefa fizaràna iray ihany ny tianao ovaina.

Ataovy ao daholo ny fanovàna tianao atao. Azonao atao ny manova ny lahatsoratra misy ao amin'ilay fizaràna : Mitsara ny zava-diso, manampy/mamafa lahatsoratra sns. Hitanao fa misy soratra ohatra ny , ', [[ na ]]. Io ny syntaxe wikipedia, io no manome endrika ny lahatsoratrao.

Hitanao eo ambon'ny toerana anoratana fa misy barre d'outils manamora ary mampahaingan'ny asa tsotra : Soratra matavy, Sora-mandry, rohy lohateny sns.

Tags:

Manokana:Pejiko/kianjam-pasikaWikipedia:Kianjam-pasika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

NizeriàFifandraisan-davitraIslandyJônà (mpaminany)William ShakespeareWikibolanaFahasalamanaTorkmenistànaSatorinaFahefana Avon' ny TetezamitaVeliranoTenim-pinoanaTantaran' i MadagasikaraLoteranismaAfrika AfovoanyJainismaMeksikaHiragasyMpampitohy (fitsipiteny)Faritra Atsimo-AtsinananaHiram-pirenenaFiangonana Loterana Malagasy1964FitampohaRaki-pahalalanaRavelonjanaharyFiteny ingrianaJeôlôjiaNorwegian Missionary SocietyJoroFomban-drazanaFiompianaGovernemantaLalàmpanorenan' i MadagasikaraGanàPapaFidangan' ny vidim-piainanaGeorge PeppardFokom-pirenen' i IsakaraFady (malagasy)Fokom-pirenen' i JodàRSSTontolo iainanaFrank ZappaSamgaraFiteny latinaKolontsaina malagasySaonjo17 DesambraFilôzôfiaRadama VoalohanySakalavaJimmy WalesArktikaRanavalona IAlarobiaBaskin-RobbinsJôsia (mpanjakan' i Jodà)Fokom-pirenen' i SimeônaParisFiteny kantôneyFivavahan-drazana malagasyAFivavahana eto MadagasikaraJobilyFahazavanaKabary am-panambadianaSøren KierkegaardAbdellatif FellainiOndryAsombolaJirofo🡆 More