Eglizy Katôlika Rômanina

Ny Eglizy katôlika rômanina na Fiangonana katôlika dia fiangonana kristiana vokatry ny fisarahan' ilay atao hoe Fiangonana Lehibe tany aloha ho roa noho ny antony ara-pitondrana sy ara-teôlôjia, ka ny iray dia ny Fiangonana ôrtôdôksa.

Mizara roa lehibe ny Fiangonana katôlika dia ny Fiangonana katôlika tatsinanana sy ny Fiangonana Latina izay atao hoe koa Fiangonana katôlika rômana na Eglizy katôlika rômana (EKAR). Manakaiky ny fombam-pivavahan' ny Kristiana ôrtôdôksa ny Katôlika tatsinanana nefa manaiky ny fahefan' ny Papa.

Jereo koa:

Tags:

Fiangonana LatinaFiangonana LehibeFiangonana OrtodoksaFiangonana katolika tatsinananaPapa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Georges AndriamanantenaFitodika mpamari-toe-javatra41SikkimFanjakan' AndriamanitraBiby12 Janoary78GaliaMadagasikaraJōyō kanjiAlahamadyNormandiaAtibaiaJFiteny kikôngô86FacebookRanomasimbe ArktikaDrômeLuccianaClenleuFromazy1Euro19281911RJesoaTeny malagasy ofisialyAlbaniaSingaporoFitsanganan' i Jesoa ho velonaJohn Maynard KeynesAterinetoGetsemaneEdmund BurkeGuiyangAzia Atsimo-AtsinananaDokuWikiJodie FosterInjenieraBaolina kitraRy Tanindrazanay malala ôFirenena an-dalam-pandrosoanaLos Angeles2007Fiteny siriakaLuc-Armau61Tantaran'i MadagasikaraPaska jiosyOhioKalandrie hindoaWikibolanaEfijery kasihinaMari-pana8859Nioe64Tsỳ1909Tolom-bahoaka tamin' ny 19471967Sampy (malagasy)Repoblika Demokratika MalagasyTantara ny Andriana eto MadagasikaraFirenena BaltaMouchin🡆 More