Dioncounda Traoré

I Dioncounda Traoré dia mpanao pôlitika maliana izay filohan' i Maly vonjimaika hatramin' ny Avrily 2012 ka hatramin' ny Septambra 2013.

Teo aloha izy dia filohan' ny Antenimieram-pirenen' i Maly hatramin' ny 2007 ka hatramin' ny 2012, ary minisitry ny Raharaham-bahiny hatramin' ny 1994 ka hatramin' ny 1997. Teraka tamin' ny 23 February 1942 izy.

Dioncounda Traoré
Dioncounda Traoré

Izy no filohan' ny Alliance pour la démocratie au Mali – Parti africain pour la solidarité et la justice (ADEMA-PASJ) nanomboka tamin' ny taona 2000, ary izy koa no filohan' ny Alliance pour la démocratie et le progrès (ADP), firaisan' ny antoko izay nanohana ny fifidianana ny filoha Amadou Toumani Touré fanindroany tamin' ny taona 2007.

Jereo koa

Tags:

Antenimieram-pirenenaMalỳ

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

VolanaTetiandro849Tsindrimandry (fivavahana)TovaloAdy LehibeTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaBaraFihavananaFirenena MikambanaAntambahoakaFifohazana FarihimenaPablo PicassoAmontana1840FanjanahantanyFiteny tamilyFanjakan' AndriamanitraAmpongaFiteny kreôly haisianinaAnjara asa (fitsipiteny)Kabary am-panambadianaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaGeorges AndriamanantenaAostraliaQIT Madagascar MineralsFahababoana tany BabilônaRoman Polanski\RenivintanaArmeniaMontanaFaritra MelakyAziaAntankaranaPaiso (voany)Anaran'ny mponinaLuciano SpallettiTrombaHoratio Herbert KitchenerMadagasikaraRichard I an'i Angletera14 FebroaryKainaAsorotanyAndrianampoinimerinaWilliam III an'i Angletera2020Victoire RasoamanarivoSabata (jiosy)Fivavahana abrahamikaFaritra eto MadagasikaraLisitry ny filohan' i MadagasikaraBokin' ny SalamoDemôkrasiaVorombolaHavatsa-UPEMAdy Lehibe FaharoaFiteny hebreoFitenim-paritra malagasyZanatsoratraMpampiankin-tenyKabaryTorkiaFijyLitorjia🡆 More