Arkeôlôjia

Ny arkeôlôjia dia taranja ara-tsiansa anaovana fikarohana momba ny kolontsaina sy ny fomba fiainan' ny olona tamin' ny andro lasa amin' ny alalan' ny zavatra azo tsapain-tanana sisan' ny lasa, hatramin' ny vanimpotoana talohan'ny tantara ka hatramin' izao andro ankehitriny izao.

Misahana manontolo ny zavatra rehetra sisan' ny lasa izy ankehitriny: hatramin' ny sangan' asa kanto ka hatramin' ny toerana fanariana fako, hatramin' ny taolana tranainy ka hatramin' ny vovo-boninkazo; misahana ny vanimpotoana rehetra: hatramin' ny niandohan' ny olombelona ka hatramin' izao vanimpotoan' ny taozava-baventy; ary misahana koa ny faritra rehetra maneran-tany. Manampy ny arkeôlôjia koa ireo taranja ahafahana mahalala ny zava-misy manodidina tamin' ireo vanimpotoana samihafa.

Mampiasa indrindra ny lahatsoratra amin' ny fikarohana ataony ny taranja tanrana, fa ny arkeôlôjia kosa manao fisavana sy fangadiana toerana.

Ny teny hoe arkeôlôjia dia avy amin' ny teny grika hoe arkhaiolojia izay foronin' ny teny grika roa hoe archaíos "antitra, tranainy" sy lógos "teny, lahateny, siansa".

Tags:

KolontsainaSiansaTaozava-baventy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaJeôlôjiaDavida (mpanjaka)AnaranaHaihayFiteny nepaleySikidy malagasyKameronaEmperora CixiKônfirmasiôna23 AprilySokajin-tenyLalàmpanorenan' i MadagasikaraRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Fanonganam-panjakanaRadama VoalohanyAntiôkiaFaditraLiga araboFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraRanavalona INekao IILezôtôKabary famangianaAnjelôlôjiaStridônaAndriamaneloJoroTalataSilamoFiteny sakalavaDidy FoloLondon Missionary SocietyKalandrie sinoaFilôzôfia1862Fokom-pirenen' i RobenaRatsiraka DidierCurrent eventsSodànaAviavyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)LibànaTromba20 SeptambraAlohotsyFanavakavaham-bolon-koditraMelody TimeAndrokaRavelonjanaharyZebraVolana (fotoana)LalànaIsmaelaSamuel RatanySiméon RajaonaFokom-pirenen' i LevyIslandyTambintenyFady (malagasy)SinaVezoBielôrosiaFiraisana ara-nofoAndrianaAntokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i MadagasikaraTsiranana Philibert1860Phoenix, ArizonaLouis XVIArktika22 AprilyPio VFaritany eto Madagasikara🡆 More