Andrômeda

I Andrômeda dia andriambavy etiôpiana, zanakavavin' ny mpanjaka Kefeosy, niharan' ny hambom-pon' i Kasiôpeia reniny izy.

Andrômeda
Andrômeda
Ankapobeny
Anarana Andrômeda
Teraka Tsy fantatra
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa : Tsy fantatra
Fiainana manokana

Naboridana teo ambony vatolampy ho hanin' ny biby goavam-be avy any an-dranomasina izy, nefa novonjen' i Perseosy izay lasa vadiny. Amin' ny teny grika izy dia atao hoe Ἀνδρομέδα / Andromeda.

Ny fiainany manokana

I Kefeosy, mpanjakan' i Etiôpia no rainy. Ny vadiny dia i Perseosy. Ny zanany dia i Gôrgôfône, i Persesy.

Jereo koa

Rohy ivelany

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Andrômeda 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

William III an'i AngleteraAraripeJakartaAdolphe ThiersChiapasTorkiaKalamaraInstagramJona (volana)BilbaoHerinandroWayback MachineHerinandro MasinaAlakaraboTexasNashtifanKarim BenzemaParthénonVahao ny OlokoFanjakan' i MenabeFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraFanekem-pinoanaAirbus A3801944AmbositraMpisolo toerana (fitsipiteny)BahaismaKatsakaTeôlôjiaJiosyAntiziônismaUrmia (farihy)MadonnaDonald TrumpDisneyAntemoroJerôbôama IIFrançois MitterrandPaskaTahitiAlohotsyKleôpatra VIIAlassane Dialy Ndiaye1938Sunan Abī DāwudAlahasatyLalan-jazaFrancis WebbJava Atsinanana16 FebroaryPiramida1525Fiteny anglisyZivaSahih al-TirmidhiJimmy WalesJohn AdamsTantaraVendéeRanomasina MediteraneaHéctor ScaroneIràka11 AprilyPiFiteny malagasyJesoa araka ny silamoEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)SihanakaOld Town, MaineMouhammad al-BoukhârîOmbiasaChennai🡆 More