Abdallah Bin Al-Hussein

I Abdallah bin al-Hussein dia teraka tamin' ny Febroary 1882 tao Meka (any Arabia) ary maty nisy namono tamin' ny 20 Jolay 1951 tao Jerosalema, dia emiran' i Transjôrdania tamin' ny taona 1921 ka hatramin' ny taona 1946, avy eo mpanjakan' i Transjôrdania tamin' ny taona 1946 ka hatramin' ny taona 1949 tamin' ny anaran' i Abdallah I ary farany mpanjakan' i Jôrdania nanomboka tamin' ny taona 1949 ka hatramin' ny nahafatesany.

Amin' ny teny arabo izy dia soratana hoe : عبد الله بن الحسين (Abdallah bin al-Hussein) na عبد الله الأول (Abdallah I).

Abdallah Bin Al-Hussein
Ny mpanjaka Abdallah I any Jôrdania

Izy dia zanak' i Hussein ben Ali, sharif tao Meka sy mpanjakan' i Hejaz, izay anisan' ny mpanentana ny fikomian' ny Arabo tamin' ny taona 1916 nanoherana ny Empira Ôtômana. Nandimby azy i Talal zanany lahy.

Tags:

Fiteny araboJerosalemaJôrdaniaMeka (Arabia Saodita)Saikanosin' i Arabia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FlexbourgWFatranaPaskaAgatha ChristieVaryKataraAdrian WinterLansing, MichiganWikibolana.lbCachyÔksizeninaSikkimNioeAtibaiaPhilip Mountbatten1868Rano1564Yahoo!KristianismaMetalyDa LatKalandrie hindoa.agN65BrezilaWikiMadagasikara18351999Fiangonana Jesosy Mamonjy12 JanoaryJules VerneDanubeEdmund BurkeBarrett BladeAlbania1911TaompoloTempoly FaharoaJodaisma172851Ranomasin'i ArabiaBourgogne, MarneMpampiankina fehezankevitraAngatra (aretina)Tantaran' i MadagasikaraZomaQ68EjiptaGeorges AndriamanantenaJunqanGaliaMenalambaLiokaChris EvansFararanoWandignies-HamageTambajotra sôsialyTeny malagasy ofisialyAmerika LatinaFamoronana (finoana sy fedrà)FilôzôfiaFiteny hongarianaTerakaZavakantoAlakaosy1900Faritra SavaFizaràn-taonaZômbyRepoblikan' i KôngôFrantsa1915🡆 More