Abadôna

Ny anarana hoe Abadôna dia avy amin' ny teny hebreo hoe אבדון / Avaddon na Abaddon izay midika hoe fadravana, fanimbana na hantsana.

Ny teny grika nohagasina mifandraika aminy dia ny hoe Apôliôna (grika: Ἀπολλύων / Apollýōn) izay midika hoe "mpandrava", "mpanimba". Io anarana io dia ampiasaina ho anaran-tsamirery mba hanondroana ny anjely mpandringana ao amin' ny hantsana lalina voalaza ao amin' ny Bokin' ny Apôkalipsy, na ao amin' ny Salamo hiantsoana ny Fanjakan' ny Maty.

Abadôna
I Apoliona miady amin'ny Kristiana

Lahatsoratra

"Ary manana ny anjelin' ny lavaka tsy hita noanoa ho mpanjakany izy; ny anarany amin' ny teny hebreo dia Abadona, fa amin' ny teny grika kosa dia Apolyona no anarany." (Apôk. 9.11, Ny Baiboly)

"Ny mpanjaka filohan' izy ireo, dia anjelin' ny lavaka tsy hita noanoa, izay atao hoe Abadona amin' ny teny hebrio, ary Apoliona amin' ny teny greka." (Apôk. 9.11, Ny Baiboly Masina)

"Nanana mpanjaka izy ireo, dia ny anjelin' ny lavaka mangitsokitsoka: Abadona no anarany amin' ny teny hebreo, fa Apolyona kosa amin' ny teny grika." (Apôk. 9.11, Ny Soratra Masina - Fandikan-Tenin'ny Tontolo Vaovao).

Fivoasana

Fivoasan' ny Vavolombelon' i Jehovah

Amin' ny Vavolombelon' i Jehovah, i Abadôna na i Apôliôna dia maanondro indraindray an' i Satana, indraindray an' i Jehovah ary indraindray dia an' i Jesoa.

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Abadôna LahatsoratraAbadôna FivoasanaAbadôna Loharano sy fanamarihanaAbadônaAnaran-tsamireryApôkalipsin' i JoanyBokin'ny SalamoFiteny grikaTeny grikaTeny hebreo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Nekô IIBetsimisarakaFaritra Atsimo-AndrefanaJirofoParisAndrokaFoko eto MadagasikaraTetiandro litorjikan'ny Eglizy katôlikaJohann Balthasar NeumannFilazantsara araka an' i Matio1971JeôlôjiaLahatraKalandrie sinoaAndro faranyMickey MouseSoavalyJôsia (mpanjakan' i Jodà)HaintanyPoopySihanakaSamboFokom-pirenen' i LevyPio VPakistànaAdolf HitlerAsa AkiraGidroTorkmenistànaRanavalona IIIRavelonjanaharyFokom-pirenen' i JodàMohamadyLouis XVITetiandro etiopianaEvanjelismaAfrika AndrefanaRadama IIAndry RajoelinaLionaJônà (mpaminany)Filazantsara araka an' i LiokaWiki CommonsZanabintanaWikimania1899Lisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaFokom-pirenen' i IsakaraFiteny malagasyIsaia (mpaminany)Gregôrio IXFiteny ingrianaCurrent eventsFiteny soedoàJesoaDrônaSambatraFokom-pirenen' i BenjaminaArintanyFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaFiteny italianaBootzheimLondon Missionary SocietyAbdônaAljeriaEmperora CixiOram-panalaNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraFanatontoloanaFrantsayFokom-pirenen' i DanaAdaoroBanto (vahoaka)🡆 More