Ity lahatsoratra ity no maneho aminao ny fitsipi-panoratana ampiasain'ny wikipedia (misy ampahany notahafina avy amin'ny fango HTML HTML).
Nofehezina ao anaty tabilao ny fiangaliana rehetra azo atao. Eo ankavanana ny fanoratana ny fango, ary eo ankavia kosa ny endrika azo.
Raha ahitana lohateny na zana-dohateny mihoatra ny 3 ny pejy anankiray (izany hoe 4 farafahakeliny), dia hisy fanoroam-pejy hiforona ho azy..
Raha tianao tsy aseho ny fanoroam-pejy, dia asio hoe __NOTOC__ ao anatin'ny pejy.
Raha tianao ovàna toerana ny fanoroam-pejy, dia asio hoe __NOTOC__ eo amin'ny lohan'ny pejy, ary asio __TOC__ eo amin'izay toerana tianao hisehoany.
ahoana No Fanovana PejyIty lahatsoratra ity no maneho aminao ny fitsipi-panoratana ampiasain'ny wikipedia (misy ampahany notahafina avy amin'ny fango HTML HTML). Ny sakafonyNy sakafo vitananaharyNy fihazany voalavo sy totozyNy fango etsy ankila etsy dia mitovy tsirairay amin'ny fampiasana ny kialo html Ity lahatsoratra ity no maneho aminao ny fitsipi-panoratana ampiasain'ny wikipedia (misy ampahany notahafina avy amin'ny fango HTML HTML). ,…,…ary….Ny lohatenim-pejy dia mipetraka ho azy foana, noho izany dia tsy ampiasaina mihitsy ny fango « =…= » na « ahoana No Fanovana PejyIty lahatsoratra ity no maneho aminao ny fitsipi-panoratana ampiasain'ny wikipedia (misy ampahany notahafina avy amin'ny fango HTML HTML). ». | =Lohatenim-pejy= ==Lohateny lehibe== ===Lohateny antonontonony=== ====Lohateny kelikely==== |
Tsy misy vokany ny midina andàlana anankiray tsotra fotsiny.
dia mampisaraka paragrafy roa. | Tsy misy vokany ny midina andàlana anankiray tsotra fotsiny. Nefa ny andàlana iray fotsy kosa dia mampisaraka paragrafy roa. |
Toy izao no atao | Toy izao no atao |
| * Ilaina indrindra ny lisitra satria : ** Ahafahana mandamina ny angona sy votoatim-pejy izy ** Manendrika ny lahatsoratra ihany koa izy |
| # Ny lisitra misy laharany ihany koa dia tena tsara ampiasaina # Mirindra tsara ## Mora vakina |
Ny andalana dia
| Ny andalana dia :afaka ::akisaka :::imbetsaka |
Rehefa izany, dia azo afangaro ihany koa ny karazana lisitra samihafa :
| *Lisitra misy laharany : *#singa voalohany *#singa faharoa *rantsana hafa |
| ; Lisitra famaritana : lisitra ahitana famaritana ; Teny hofaritana : fanazavana ny dikan'ny teny |
Tsara endrika kokoa izy raha ny kialo (tags) HTML no ampiasaina (saingy sarotsarotra kokoa ny mitadidy azy) :
|
|
RAHA (manomboka amin'ny litera fotsy (espace) ny andàlana iray) DIA =hiseho araka izay nanoratana azy mihitsy= izy ; saingy tsy voatery hitovy habe ny litera tsirairay ; ary tsy ho tanteraka ny midina andàlana ; MIFARANA ny RAHA Azo ampiasaina indrindra io fika io mba : • handikana lahatsoratra pre-formatté iray ; • famaritana algoritma iray ; | RAHA (manomboka amin'ny litera fotsy (espace) ny andàlana iray) DIA =hiseho araka izay nanoratana azy mihitsy= izy ; saingy tsy voatery hitovy habe ny litera tsirairay ; ary tsy ho tanteraka ny midina andàlana ; MIFARANA ny RAHA Azo ampiasaina indrindra io fika io mba : • handikana lahatsoratra pre-formatté iray ; • famaritana algoritma iray ; |
|
|
Afaka ampiasaina ny ampahana lahatsoratra notsongaina avy tamina rakitra XML (na lahatsoratra hafa misy indentation) : | Afaka ampiasaina ny ampahana lahatsoratra notsongaina avy tamina rakitra [[XML]] (na lahatsoratra hafa misy indentation) : |
Ny lahatsoratra koa dia mety ho ho anaty boaty Atin'ny boaty | {{boîte déroulante|align=left|titre=Ny lahatsoratra koa dia mety ho ''ho anaty boaty''|contenu=Atin'ny boaty}} |
Tsipika mahitsy : eo ambony sy eo ambaniny. | Tsipika mahitsy : eo ambony ---- sy eo ambaniny. |
Teny iray misongadina, misongadina kokoa, mbola misongadina kokoa. Afaka ampiasaina amina raiki-pohy ihany koa : | ''Teny iray misongadina'', '''misongadina kokoa''', '''''mbola misongadina kokoa'''''. '''''F''''' = ''m'' '''a'''. |
Soratra miloko | Soratra miloko |
Soratra samihafa hangeza : | soratra madinika sora-baventy |
Angalin'ny milina fanoratana, na voambolana teknika : | voambolana teknika |
Afaka |
|
Tendron-jana-tsoratra sy litera hafa : (jereo koa Litera manokana) À Á Â Ã Ä Å Æ Efa mampiasa unicode ny wikimedia ka tsy misy olana ny fampiasana litera manokana, ka tsy voatery hampiasa ireto fango ireto ianao. | À Á Â Ã Ä Å Æ Ç È É Ê Ë Ì Í Î Ï Ñ Ò Ó Ô Õ Œ Ö Ø Ù Ú Û Ü ß à á â ã ä å æ ç è é ê ë ì í î ï ñ ò ó ô õ œ ö ø ù ú û ü ÿ |
Teboka : | ¿ ¡ « » § ¶ † ‡ • & |
Litera manokana : | ™ © ® ¢ € ¥ £ ¤ |
Ny banga tsy azo sarahina dia mitovy amin'ny fotsy ihany fa saingy tsy mitapaka mihitsy ny teny roa atambany. Banga tsy azo sarahina : | 10 kg, M. Dupont |
Aniba (indice) : x2 sy | Aniba (indice) : x2 sy Anabo (toraka) : x2 |
Litera grika : | Α α Β β Γ γ Δ δ Ε ε Ζ ζ Η η Θ θ Ι ι Κ κ Λ λ Μ μ Ν ν Ξ ξ Ο ο Π π Ρ ρ Σ σ ς Τ τ Υ υ Φ φ Χ χ Ψ ψ Ω ω |
Litera matematika : (jereo koa. Litera manokana) ∫ ∑ ∏ √ ± ∞ | ∫ ∑ ∏ √ ± ∞ ≈ ∝ ≡ ≠ ≤ ≥ → × · ÷ ∂ ′ ″ ∇ ‰ ° ∴ ℵ ø ∈ ∋ ∩ ∪ ⊂ ⊃ ⊆ ⊇ ¬ ∧ ∨ ∃ ∀ ⇒ ⇔ |
Raha mila malalaka ngeza kokoa noho ny misy, nefa tsy misy midina andàlana : x2 = 0. | x2 ≥ 0 |
Haikanto ASCII (Atombohy amin'ny litera fotsy ny andàlana tsirairay) : ∞ -x2 ∫ e dx = √π -∞ Nefa na izany aza dia mbola ratsy endrika be ny faka tora-droa. | ∞ -x2 ∫ e dx = √π -∞ |
Raiki-pohy matematika sarotra :
Jereo ao amin'ny pejy Torolàlana:Raiki-pohy TeX ny fanazavana feno momba ny fampiasana ny raiki-pohy Tex. | |
Suppression de l'interprétation d'une balise : Rohy ? (mankamin') ny [[Wikipédia:FAQ]] Ny kialo ... sy [[...]] dia miseho araka ny anoratana azy fa tsy ovain'ny rindrankajy.
|
|
Jereo ny :
Jereo koa : Lien ancré, lahatsoratra feno momba ny fampiasana ny point d'ancrage.
Ny points d'ancrage : Ireo andàlana roa ireo dia point d'ancrage afaka irohizan'ny rohy anatiny na rohy ivelany. | Ireo points d'ancrage 2 ireo dia nampiasaina ho ohatra ao amin'ny pejy Lien ancré. |
Jereo koa : Torolàlana:Redirection, lahatsoratra feno momba ny fampiasana ny redirection.
Ny fanaovana redirection -n'ny pejy iray mankany amin'ny pejy iray hafa dia amin'ny alàlan'ny fametrahana ito soratra ito amin'ny andàlana voalohany amin'ilay pejy : | #REDIRECT [[Eto no tena izy]] |
Jereo koa : Torolàlana:Rohy teny vahiny, lahatsoratra feno mombany fampiasana ny rohy amin'ny tenim-pirenena hafa
Raha pejy efa misy amin'ny tenim-pirenena hafa dia rohizana toy izao : Afaka ampiasaina koa ny tsipika mijidina raha haseho amin'ny teny hafa noho ny lohatenim-pejy ilay rohy : Tandremo, ny tsipika mijidina amin'ny faran'ny rohy dia tsy ahafahana mampihena ny lahatsoratra amin'izay kely indrindra mety : | [[:en:Wikipedia:How to edit a page]] [[:en:Wikipedia:How to edit a page|Dikan'ity pejy ity amin'ny teny anglisy]] [[:en:Wikipedia:How to edit a page|]] |
Raha teny ao anatin'ny wikibolana no horohizina dia : Afaka ampiasaina koa eto ny tsipika mijidina raha haseho amin'ny teny hafa noho ny lohatenim-pejy ilay rohy : na tonga dia : Azo ampiasaina koa ny teny hita ao amin'ny wikibolana amin'ny teny vahiny : na koa : | [[wikt:Teny]] [[wikt:Teny|Teny]] [[wikt:Teny|]] [[wikt:en:Word]] [[wikt:en:Word|Word]] |
Méta : Ny tetikasa fandaminana ankapobeny : Méta ? | Ny tetikasa fandaminana ankapobeny : [[m:Accueil|Méta]] [[Victor Hugo]] ve no nanoratra ny boky [[wikisource:Faut plus d'gouvernement|Faut plus d'gouvernement]] ? Antontam-pahalalana momba an'i [[commons:Victor Hugo|]] Citations an'i [[q:Victor Hugo|]] [[b:Tribologie|livre sur la tribologie]] Ny tetikasa Wikinews : [[n:Accueil|]] Ny bug [[bugzilla:123|]] notaterina tao amin'i Bugzilla |
Afaka mampiasa lasitra samihafa koa ianao raha hirohy amin'ny tetikasa wikimedia hafa :
Antsoina koa hoe rohy ivelany; Jereo ao amin'ny pejy Wikipédia:Rohy ivelany ny fitsipika mifehy ny sehatra azo tanisaina na tsia.
Rohy ivelany : Nupedia | Lien externe : [http://www.nupedia.com Nupedia] |
Nefa ny adiresy internet fotsiny dia efa ampy : http://www.nupedia.com. | Nefa ny adiresy internet fotsiny dia efa ampy : http://www.nupedia.com . |
Misy koa lisitry ny tovona (interwikis) azo ampiasaina toy izao : [[anaranawiki:teny]]. Jereo m:Interwiki map (amin'ny teny anglisy) | Ohatra: [[google:Wikipédia]] dia manome toy izao |
Ny sary nalefa aty amin'ny Wikipedia ihany no afaka ampiasaina.
Ny rindrankajy dia ahafahana mampiasa fango anankiroa :
lohateny voalohany | lohateny faharoa | lohateny fahatelo |
---|---|---|
Ambony ankavia | Ambony afovoany | Ilany havanana |
Ambany ankavia | Ambany afovoany | |
andàlana ambany |
Jereo koa meta:Wikipedia_DTD
Ny fanamarihana atao any anaty lahatsoratra dia natao ho ampiasaina amin'ny fikirakirana ny pejy fotsiny ihany. Raha ny momba ny votoatin'ny pejy iray no ilànao ametrahana fanamarihana dia ny pejin-dresaka momba ny pejy no tokony hametrahana azy.
Solonanarana ihany : | ~~~ (tildes 3) |
Solonanarana sy daty : | ~~~~ (tildes 4) |
Date : | ~~~~~ (tildes 5) |
Endrika:Contribuer
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Wiki:Ahoana no fanovana pejy, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.