Tsitakonala

Ny tsitakonala dia zavamaniry ao amin' ny vondron-karazana Homalium ao amin' ny fioanakaviana Salicaceae.

Hazo na hazo madinika manana haavo 10 hatramin' ny 15 m izy. Malama ny raviny, izay mifandimby na mifanohitra, manana felany mirefy 4 hatramin' ny 10 mm sady mafy, misy tendrony boribory indraindray miendrika fo, miondrika midina matetika. Manana felam-bony miisa 5 (mahalana ny 4) ny voniny tsirairay, izay miloko fotsy, boribory eo amin' ny tendrony, fa ny fotony maranitra. Ny afovoan' ny voninkazo dia misy fihary miloko mavo mavo miisa 4 na 5, fara fahakeliny, avo roa heny noho ny halavany ny sakany. Homalium laxiflorum ny anarana siantifikany.

Tsy misy afa-tsy eto Madagasikara io hazo io, izay maniry indrindra any amin' ny ala amorontsiraka misy hazavana, any amin' ny tapany avaratra-atsinanan’ ny Nosy, indrindra amin' ny fasika. Mety ho fahita any amin' ny faritra hafa koa izy.

Tags:

AlaHomalium

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Abu Mansur al-BaghdadiFiteny sanskrityApôkrifan' i JoanyFamoronana (finoana sy fedrà)Kilamba-KiaxiAsir, IranFaritra BoenyAterinetoAdy an-tranoTantaran' i MadagasikaraAnolakaFaritra SavaMalakiaHaisoratraTrixie Gardner, Baroness Gardner of ParkesAdijadyFiteny malayFototenyFanavakavaham-bolon-koditraBokin' i Jôba28 MartsaMozikaMpisolo toerana (fitsipiteny)Fanonganam-panjakanaFamadihanaFiteny neerlandeyFiteny malaiô-pôlinezianaVazimbaMartiora29 SeptambraRégis Rajemisa RaolisonRanavalona IIFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaSelaVintanaTorkiaAndrianaBiraom-panisan'i EtazoniaJames Dewey WatsonDesambraAziaPaiso (voany)BaibolyKôngô-BrazzavilleTetiandro malagasyWayback MachineAlakaraboLoza folo tao EgiptaParakyNederlandySilamoVolanaEvanjelin' ny Roa ambin' ny Folo2007DokuWikiBob DylanGabônaFamoranaRanoAsa AkiraBoky protokanonikaDumboHypertext Markup LanguageFiteny antesakaFivavahan-drazana malagasyFatranaRio de Janeiro (tanàna)Atiq RahimiBokin' ny Fahendrena(104249) 2000 EQ136🡆 More