Ny Tompon-tanin' i Tasmania na Palaoa na Pakana dia vahoaka tompon-tany niaina tany Aostralia, tao amin' ny nosy Tasmania.
Tao anatin' ny telopolo taona (1803-1833) dia nihavitsy avy amin' ny 5 000 mankamin' ny 300 ny isan' ny olona tao amin' io vahoaka io. Izany fihenan' ny isan' ny mponina izany dia vokatry ny aretina nentin' ny voanjo britanika sy ny ady teo amin' ireo voanjo ireo sy ny tompon-tany. Nanomboka tamin' ny taona 1876 dia heverina fa foko lany tamingana ny Tompon-tanin' i Tasmania, ka ny sisa farany tamin' ireo olona tsy nifangaro razana hafa dia maty tamin' io taona io, dia ilay vehivavy atao hoe Truganini. Mbola misy anefa ireo olona izay efa manam-pirazanana tomon-tany efa mifangaro.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Tompon-tanin' i Tasmania, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.