Tany Nampanantenaina

Ny Tany nampanantenaina dia faritra izay tondroin' ny Torah (ny Baiboly hebreo), hatramin' ny Genesisy hoe Tanin' i Israely ao amin' ny Tany Kanaana, izay tany tondra-dronono sy tantely, nampanantenain' Andriamanitra ny patriarka hebreo Abrahama sy ny taranany amin' ny alalan' i Isaaka sy Jakôba, toy ny fampanantenana fiainana.

Amin' ny teny hebreo izy dia atao hoe הארץ המובטחת / ha'aretz hamuvtakhat fa amin' ny teny arabo kosa dia أرض الميعاد / ard al-mi'ad.

Tany Nampanantenaina
Ny Tany nampanantenaina ny Zanak' i Israely, araka ny Nomery na Fanisana toko faha-34 (tsipika mena) sy ny Ezekiela toko faha-47 (tsipika manga).

Jereo koa

Tags:

Abrahama (patriarka)Andriamanitra (tokana)Bokin' ny GenesisyFiteny araboFiteny hebreoIsaaka zanak' i AbrahamaJakôba (patriarka hebreo)Kanaana (faritra)Tanin' i IsraelyTorah

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

14 FebroaryZanatenyBaiboly katôlikaTrombaVolana (fotoana)MôsikaoSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFitsarana faranyTetiandroAziaOkrainaTsirinteny sara-droaFivavahan-drazana malagasySandam-bolaAngatra (aretina)Faritanin' AntananarivoNBokin' i DanielaAngleteraSôlômônaMassachusettsVictoire RasoamanarivoMpampiankina fehezankevitraAndriamenaPaskaSaint-Clément, AisneAntananarivoLisitry ny gazety ao MadagasikaraHasina (hery tsy hita maso)SakalavaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)AndriamasinavalonaGnôstisismaFanandroana malagasyFijyIràkaSabata (jiosy)Fiteny kreôly haisianinaFrantsaRaki-pahalalanaWikiKongonaFamonjenaJapànaAnthiyurWayback MachineOzbekistànaAsaMerkioraTodyFirenena MikambanaArmeniaTendryHarin-karena faobeBokin' ny GenesisyAntemoroCaliforniaMerinaPôlitika eto MadagasikaraAdimizanaBokin' ny OhabolanaTantaran' i EtazoniaIsraelyFanjanahantany31 MartsaLAdy Lehibe FaharoaKiantenyAviavyLanitra (finoana)FransiskaninaAmerikaTantaraAntankarana🡆 More