I Star dia orinasa malagasy fizarazarana zava-pisotro misy alikaola na tsy misy alikaola.
Anisan'ireo zava-pisotro zarainy ao Madagasikara dia ny labiera THB. Io orinasa io koa no mametraka an-tavoahangin'ny zava-pisotro Coca-Cola ao Madagasikara.
ary ny manao ny "Bonbon anglais" (limonady). Mivarotra ny rano Eau Vive ihany koa izy izay alaina ao amin'ny loharanon'ny tany afovoan'i Madagasikara. Roanjato tapitrisa no isan'ireo tavoahangy lafo ao Madagasikara isan-taona.
|
I Wiki Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Three Horses Beer |
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Star (orinasa), which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.