Sora-Tanam-Piraketana

Ny sora-tanam-piraketana dia soratra nataon-tanana amin' ny zavatra malemy toy ny papiry, ny hoditra na ny taratasy.

Tsy isan' ireo atao hoe "sora-tanam-piraketana" ireo soratra apetaka amin' ny fanoratana mafy toy ny tanimanga fanoratana na ny vato. Mety penina na pensily hazo na volom-borona fanoratana na zavatra hafa no anoratana. Talohan' ny namoronana ny fanontam-pirinty (taonjato faha-15) no nampiasana betsaka ny sora-tanam-piraketana ka ny boky nivoaka tamin' izany dia tamin' ny sora-tanana avokoa. Ny sora-tanam-piraketana dia mety soratra nataon' ny mpamorona ilay lahatsoratra na nataon' ny mpanao dika mitovy. Taty aorian' ny namoronana ny fanontam-pirinty dia mbola maro ny mampiasa sora-tanana izay ampiasaina amin' ny lahatsoratra tsy natokana ho an' ny olona marobe na amin' ny soratra fanomanana (fandraisana an-tsoratra haingana, vakiraoka, sns).

Tags:

HoditraPapiryPeninaTaratasy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TobilehibeDarryl StarbirdSydneyFifohazana SoatanànaAlahamadyIngosetiaMain PageOsyAsombolaKabary am-panambadianaFiarakodiaWayback MachineEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)\AnatôliaLahatra (finoana malagasy)Havatsa-UPEMCurrent eventsTondra-dranoPoaceaeMpaminanyBokin' i EzekielaMadagasikaraMatoantenyIsraelyHarin-karena faobeMahavelona (Toamasina)TendryFivavahan-drazana malagasyTolom-bahoaka tamin' ny 1947Epistily ho an' ny RômanaKongonaLalitraFitiavana84914 FebroaryLOraFokom-pirenen' i IsraelyAlemainaFifohazana AnkaramalazaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaFiteny hebreoBokin' ny GenesisyMôsikaoSiansa ara-tsôsialySolombavambahoakaTetiandro malagasyRadama IIFaritra MelakyMasikoroTsekiaVorombolaBetsileoMpampitohy tenyRavelonjanaharyMpampiankina fehezankevitraFanekem-pinoana apôstôlikaBetsimisaraka2006Baiboly katôlikaZambiaAdizaozaRasoherinaMponina eto MadagasikaraAVondrona EorôpeanaTantaran' ny kristianismaVoronaJean-Joseph RabeariveloEorôpa🡆 More