Skôlastika

Ny skôlastika na skôlastisisma dia ny filôzôfia novolavolaina sy nampianarina tamin' ny Andro Antenatenany tany amin' ny oniversite: mikendry ny hampifanaraka ny filôzôfia grika (indrindra fa ny fampianaran' i Aristôty sy ny an' ny Peripatetisiana) amin' ny teôlôjia kristiana nolovaina tamin' ny Rain' ny Fiangonana sy tamin' i Anselme avy any Cantorbéry.

Noho izany dia azo lazaina fa io no filôzôfian' ny Andro Antenatenany.

Skôlastika
I Tômasy avy any Akoino, filôzôfa skôlastika (taona 1225-1274)

Tags:

Andro AntenatenanyAristôtyFilôzôfiaRain' ny FiangonanaTeôlôjiaTeôlôjia kristiana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tondra-dranoLe BouscatKalandrie litorjika katôlika rômaninaAdizaoza2012Elliot ShevelFanahy (kolontsaina malagasy)AmontanaMatoantenyZambiaBokin' ny OhabolanaSinaAsaKongonaHoratio NelsonFiteny hindỳFanandroana malagasyFototenyOsyFanekem-pinoana apôstôlikaAnjara asa (fitsipiteny)FiarakodiaNikôtininaRadama IIFanandroanaHypertext Markup LanguageFanambadianaPablo PicassoSiansa ara-tsôsialyMeivazyBaiboly amin' ny teny malagasyOnitiana RealyAdaloLuciano SpallettiWiki CommonsTendryRepoblika Fahefatra (Madagasikara)TambajotraKristianinaQIT Madagascar MineralsFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoRamevaNjakatianaAntesaka1910FanjanahantanyJapànaVatosoaFransiskaninaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraDidy FoloAnthiyurOzbekistànaVolanaFiangonana Loterana MalagasyFaritra AndroyFivavahana abrahamikaIndôneziaBenjamin DisraeliGerd Ganteför1989Mahavelona (Toamasina)TodyAntambahoakaAostraliaMalakiaMassachusetts🡆 More