Roimainty

Ny roimainty dia zavamaniry isan-karazany misy tsilo izay anisan' ireo ataon' ny Malagasy hoe roy, izay mitsinjara amin' ny karazan-javamaniry efatra, dia ny Rubus, ny Toddalia, ny Hibiscus ary ny Dichrostachys.

Ny roimainty Rubus

Ireto zavamaniry ireto dia ao amin' ny fianakavian-javamaniry Rasaceae.

Ny roimainty Rubus fruticosus

Roimainty 
Vony sy voan-droimainty (Rubus ftucticosus)

Ity ny anarana mety hanondroana azy: roimainty.

Ny roimainty Rubus apetalus

Ireto ny anarana mety hanondroana azy: roifotsy, roimainty, roina, voaroimainty.

Ny roimainty Rubus myrianthus

Ireto ny anarana mety hanondroana azy: roimainty, voaroimainty.

Ny roimainty Rubus pauciflorus

Ireto ny anarana mety hanondroana azy: roimainty, voaroimainty, voarointsilo

Ny roimainty Toddalia asiatica

Ity hazo ity dia karazana voasary, ao amin' ny fianakavian-javamaniry Rutaceae. Ireto ny anarana mety hanondroana azy: anakasina, anakatsimba, fanidy, kasimba, roikisimba, roimainty, roindambo, romainty, roy, voanalakely, voanginamboa, voasarikelinala, voasarikelinikalavola, voasarinalika, volotsaka.

Roimainty 
Roimainty Toddalia asiatica

Ny roimainty Dichrostachys tenuifolia

Roimainty 
Roimainty Dichrostachys

Ity dia zavamaniry ao amin' ny fianakavian-javamaniry Fabaceae. Ireto ny anarana mety hanondroana azy: falahidambo, famaho, famahotramainty, famahotsa, hazonosy, roimainty, tsivoninjao.

Ny roimainty Hibiscus diversifolius

Roimainty 
Roimainty Hibiscus diversifolius

Ao amin' ny fianakavian-javamaniry Malvaceae ity zavamaniry ity. Ireto ny anarana mety hanondroana azy: azoampela, dingombalala, hazoampela, pingombalala, rangodrambalala, roibe, roimainty, saroso, sarosoala, sondrarajaza, sondraranjaza, sondraranjazamaosy, tsirangodrangombalala, tsotso, tsotsy, voaroibe. (Jereo: roibe)

Jereo koa

Tags:

Roimainty Ny roimainty RubusRoimainty Ny roimainty Toddalia asiaticaRoimainty Ny roimainty Dichrostachys tenuifoliaRoimainty Ny roimainty Hibiscus diversifoliusRoimainty Jereo koaRoimaintyMalagasyRoy (zavamaniry)Zavamaniry

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

16 JonaSichuanMsheireb Downtown DohaAntemoroBaiboly294HazokesikaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaAdama sy EvaFiarahamoninaDokuWikiSoisaJinyFaritra DianaRepoblika MalagasyBolgaria853Abidy latinaBokin' i IsaiaFanasan' ny TompoFanatontoloanaKônfesy675PôlôniaRamanantsoa GabrielEtazoniaJanoaryClergouxVondrona EorôpeanaAlain CorneauTanyKabary am-panambadianaHolatraWikimaniaAlahamadyIsraelyPrôtestantisma eto MadagasikaraIsan' ny mponinaSikidy malagasyAprilyTantaran' i EtazoniaBaraBetsimisarakaKônstantinôpôlisyAsa AkiraAndringitraDahaloFitaterana eto Madagasikara1000LiervalGarabolaEpistily voalohany nosoratan' i Petera279Vondrom-piteny papoaGaliaNauru at the 2012 Summer OlympicsAndrianampoinimerinaFeoPolisy (nasionaly)William Conrad1868Gojaraty (vahoaka)Kilamba-Kiaxi🡆 More