Zavamaniry Roy

Ny hoe roy dia anaran' ny hazo madinika isan-karazany amin' ny teny malagasy, izay amin' ny ankapobeny misy tsilo.

Mba hampiavaka ny anaran' ny zavamaniry tsirairay dia misy tohiny io anarana io. Ireto ny sasany amin' ireo zavamaniry ireo:

  • roibe (Hibiscus diversifolius); roibelahy (Hibiscus diversifolius var. partitus); roibevavy (Hibiscus diversifolius var. partitus);
  • roibontsy (Acacia rovumae);
  • roifantaka (Gymnosporia divaricata; Gymnosporia leptopus; Carissa edulis var. subtrinervia; Gymnosporia crataegina);
  • roimainty (Rubus apetalus; Rubus fruticosus; Rubus myrianthus; Rubus pauciflorus; Toddalia asiatica; Hibiscus diversifolius; Dichrostachys tenuifolia);
  • roimemy (Mimosa latispinosa);
  • roimena (Acacia sakalava; Acacia pervillei);
  • rointsokina (Barleria prionitis subsp. madagascariensis; Gymnosporia commiphoroides).
  • roipitaka (Acacia sakalava);
  • roipitika (Mimosa grandidieri; Acacia Sakalava; Acacia bellula)

Jereo koa

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tafi-Piarovan' i IsraelyEpistily ho an' ny RômanaSary1967AndriamasinavalonaRaki-pahalalanaHasina4 AprilyFanagasianaTantaran' ny vahoaka jiosyFifohazana (kristianisma malagasy)MianmaraZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaFiteny newariVietnamyBen' ny tanànaAntankaranaAfo16 MeyKindy26 SeptambraAlemainaVolana (fotoana)FajiryGoogleParagoayZanahary (finoan-drazana malagasy)1989Akondro (voany)Yana Vadymivna ZinkevychBaiboly katôlikaDidy FoloTantaran' i EtazoniaMônakôBôtsoanaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)La Neuville-en-HezSilamoFanjakan' i Boina600ZanabolanaBen' ny tanànan' AntananarivoFirenenaBHôngriaYukio MishimaLalàmpanorenan' i Madagasikara17 Aprily2009Fotoana18851746Adama sy EvaJamaîkaFiteny arabo2011Lalàmpanorenan' ny Repoblikan' i MadagasikaraAngôlaZebraPalestinaFangitra ara-jeografiaEorôpa1558Fiangonana Ara-Pilazantsara eto MadagasikaraAlohotsyDistrikan' i Betioky-AtsimoBob KhannaISO 3166-1Vahoaka SistaniNina Hartley938Fiteny anglisyZôdiakaMônôteismaTolagnaroHoalan' i Ômàna🡆 More