Reconquista

Ny Reconquista dia fe-potoana sy hetsika naharitra 800 taona tamin' ny Andro Antenatenany izay nanaovan' ny fanjakana kristiana maromaro fanitarany ny taniny tao amin' ny Saikanosy Iberiana tamin' ny fandreseny ny fanjakana mozilmana rehetra tao Al-Andalus, ary nandroaka azy ireo hivoaka avy ao amin' ilay saikanosy.

Reconquista
Fivoaran' ny faritany azon' ny Reconquista mifototra amin' ny fivoaran' ny fiteny ao amin' ny Saikinosy Iberiana.

Ny Reconquista dia nanomboka fotoana fohy taorian' ny fandresena sy fanitaran-tany silamo. Maro amin' ny foto-kevitry ny Reconquista no mahazatra tao amin' ny ankamaroan' ny Kroazada: miaramila avy amin' ny Tontolo Kristiana manontolo nandeha tany Iberia mba hiady amin' ny Mozilmana ho fibebahana kristiana.

Nifarana ny Reconquista tamin' ny 2 Janoary 1492 tamin' ny fandrese,a su fakana an' i Granada. Ny mpitondra mozilmana farany tao Granada dia nanolotra ny fanjakany tamin' i Ferdinand II any Aragon sy Isabella I any Castile, izay mpanjaka katôlika (espaniôla: los Reyes Católicos). Nanamarika ny fiafaran' ny fitondran' ny Mozilmana tao Iberia io hetsika io.

Tags:

Andro AntenatenanySaikanosySaikanosy Iberika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tondra-dranoTodyFiteny tataraAnatôliaTetiandro malagasyZanateny1911Fisoronana sy fanalana vintanaSikidy malagasyTorkiaPoaceaeLambo diaMadagasikaraWikiNjakatianaGoaikaAntandroyAsa AkiraKor'anyFanatontoloana2012Bokin' i EzekielaFirenena MikambanaFokom-pirenen' i IsraelyFirenenaLahatra (finoana malagasy)Aratra2006Andriamanitra (tokana)Petra-kevitraFanandroana malagasyIsaia (mpaminany)MerinaSiansa ara-tsôsialyLisitry ny filohan' i MadagasikaraAntesakaEtazoniaKiantenyBenjamin DisraeliMalakiaMerkioraAast, Pyrénées-AtlantiquesBokin' ny GenesisyQIT Madagascar MineralsPaositra MalagasyLes PaulZanabintanaHypertext Markup LanguageFotoanaFiangonana Loterana MalagasyTestamenta TalohaRégis Rajemisa RaolisonMassachusettsFampakaram-bady tao KanàJapànaKabary tera-baoZavaboaryOzbekistànaMponina eto MadagasikaraBiôgrafiaMasikoroFanjakan' i Israely (mitambatra)Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaOlombelonaJôbaTambajotraHasina (hery tsy hita maso)Kristianisma1989MeivazyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôAnana🡆 More