Raozin' I Lotera

Ny Raozin' i Lotera dia sarina raozy, izay karazana tombokase na mari-piandrianana izay napetak' i Martin Lotera tamin' ireo asasorany nanombola tamin' ny taoa 1519, izay nampiasainy mba hamantarana ny fahamarinan' ny maha azy ireo asasoratra ireo.

Maneho ny famintinana ny finoan' i Lotera koa io sarina raozy io, ka ankehitriny dia lasa sary famantarana ho an' ny loteranisma.

Raozin' I Lotera
Raozin' i Lotera

Izao no fanazavana atolotry ny Fiangonana Loterana Malagasy:

"Ny hazo fijaliana mainty manambara ny fijaliana sy ny fahafatesan' i Jesosy ho famonjena ny olona. ny sary fo miloko lena dia isika olombelona manaiky an' i Jesosy ho mpamonjy. Ny sary raozy fotsy manambara fahadiovana sy fanantenana satria olom-boavonjy. Ny loko manga kosa dia ny lanitra, ho lovantsika ny fiaianana manadrakizay. Ny boribory manodidina miloko ranom-bolamena manambara ilay satroboninahitra hatolotr' Andriamanitra ny olona voavonjy mino an' i Jesosy any an-danitra amin' ny andro farany."

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Martin LoteraRaozy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TendryFamadihanaHelsinkiFiraisana ara-nofoApôkrifan' ny BaibolyFampianaran-diso (fivavahana)AratraFivavahana abrahamikaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôSakalavaBokin' ny Ohabolana1925Darryl StarbirdVolanaFady (malagasy)Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraAmpiposahana (faritra)Ady Lehibe FaharoaAntesakaFanatontoloanaFokom-pirenen' i IsraelyLaurent CantetTodyDidy FoloSorona masinaPaiso (voany)QIT Madagascar MineralsEzraTsirintenyMain PageIsraelyFihavananaTobim-pifohazanaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaZambiaFerenc AndrásRepoblika Fahefatra (Madagasikara)TenerifeBenjamin DisraeliGrisyJesoaFiteny hebreoFiteny betsileoCurrent eventsRazana (finoana malagasy)Fahababoana tany Babilôna1989RenivintanaRaozyAntankaranaZanatsoratraBaiboly katôlikaAsabotsyAnaran'ny mponinaLisitry ny gazety ao MadagasikaraAmpongaTerakaAFaritra ItasyPraiminisitra malagasyFiarakodia2012BaraRanavalona IIIMponina eto MadagasikaraTambajotraWayback MachineRégis Rajemisa RaolisonKiantenyAntananarivo🡆 More