Ny olik'aratra dia vondrona fela elektirônika mifandray matetika amin'ny alàlan'ny olik'aratra voatonta ary ny tanjony dia manao asa iray.
Izay ny antony iheverina ny olik'aratra fa boaty maintsy misy :
Matetika, ny olik'aratra dia tohizin'ny sistema elektirômekanika mba afahana mampiasa na mijery ny valin'ny fanodinana. Ny felan'ny olik'aratra dia matetika atao eo ambonin'ny zavatra tsy mampita aratra (bakelita) misy ny mpampita aratra, olik'aratra voatonta, sy/na voavondrona anaty olika voafintina anaty.
Ny olik'aratra dia ohatra ny hita fa sarotra foana. Kanefa, vita joro maro mizaka tena fotsiny izy, izay lazaina hoe olik'aratra elektirônika. Izy ireo ihany dia manana joro (tsindrindray lazaina hoe « étages"). Amin'ny farany, tonga any amin'ny joro fototra isika, ary izy ireo dia brika ilay olik'aratra. Ireo foto-joro ireo dia manana joro manokana : ny fela elektirônika . Ity ny lisitra ny joro hita amin'ny elektirônika :
Ny tanjon'ny famelonana dia manome ny aratra ilaina mba iasan'ny olik'aratra. Izy izany dia misy :
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Olik'aratra, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.