Haikoriam-Boanaratra

Ny haikoriam-boanaratra dia anisan'ny sampanan'ny siansa, ny injenieria ary ny teknolojia izay mikasika ny olik'aratra mampiasa mpiorina arak'aratra toy ny tioba termoionika, tirazisitôro, diôda ary olik'aratra aharo (circuit intégré), izay ampiarahana amin'ny ireo mpiorina (composant) fampitohizana mihinan'aratra.

Ny fihetsika tsy mizotra (non-linéaire) ny mpiorina ary ny fahafahany mifehy ny fihetsiky ny voanaratra ao amin'ny olik'aratra dia mahafaka ny fampitomboana ara-kerinaratry ny herinaratra izay mitondra fampahalalana.

Haikoriam-Boanaratra

Famaritana ny haikoriam-boanaratra

Voalohany indrindra, ny haikoriam-boanaratra da siansa ara-teknika, na siansan'ny injeniera, izay anisan'ny sampananan lehibe indrindra ny fizika ampiharina, ary izay mandinika ary manamboatra firafitra milalao kaika arak'aratra, izany hoe rianaratra na herinaratra, izay mitondra fampahalalana na angôvo.

Tantara

Tamin'ny taonjato faha-19, noho ny fivoaran'ny fampahalalana mikasika ny fahefan'ny aratra, nanomboka namboarina ireo mpiorina isan-karazany.

Nohakelezina hatrany hatrany ny haben'ny mpiorina arak'aratra, ka azo arao mihasarotra ny olik'aratra.


Jereo koa

Rohy ivelany

Miteny frantsay

Haikoriam-Boanaratra 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Haikoriam-Boanaratra Famaritana ny haikoriam-boanaratraHaikoriam-Boanaratra TantaraHaikoriam-Boanaratra Jereo koaHaikoriam-BoanaratraHerinaratra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

43OlombelonaAntefasy42Isam-ponina19141959Radama Voalohany1853Wikibolana6TohodranoMougins50La BrousseGoogle187018782020KolontsainaSombin-tantaraJay AshleyFiteny grikaOAntananarivo95Fanalana faditraNioeSaryOndryBezanozanoTaom-baovao malagasyAsabotsy4Siansa ara-tsôsialyTsimihetyFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraMahajanga IRanomasimbe PasifikaFacebookMetalyAsa1813Jean Javal98Robert L. StevensAntambahoakaJolayLinuxKabary famangianaNosy BeFirenena an-dalam-pandrosoanaKelly Santos1916Sokajin-teny19452004ParadisaFiteny tigriniaFiteny finoàPignyNamibiaBetsimisarakaMatioFady (malagasy)FamadihanaAlakaosyEuroAtena1854Fiangonana fiton' ny ApôkalipsyFiangonana Jesosy Mamonjy🡆 More