Nestôriôsy

I Nestôriôsy na Nestôrio dia patriarkan' i Kôndtantinôpla teo anelanelan' ny taona 428 sy 431 izay naonganana azy, teraka tamin' ny taona 381 tao Germanicie (Kahramanmaraş, any Torkia ankehitriny) ary maty ny 451 tany Ejipta any an-tsesitany.

Nestôriôsy
Nestôriôsy
Ankapobeny
Anarana Nestôriôsy
Teraka 381
Maty 451
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Siria
Asa : Tsy fantatra
Fiainana manokana

Atao hoe Νεστόριος / Nestorios izy amin' ny teny grika. Naongana tamin' ny Kônsily tao Efeso izy tamin' ny taona 431 noho ny fampianarany (nestôrianisma) izay tsy mifanaraka amin' ny fampianarana ny Trinite.

Jereo koa

Rohy ivelany

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Nestôriôsy 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Ejipta tamin' ny Andro TalohaFiteny grikaKônsily tao EfesoNestôrianismaTorkiaTrinite

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Raki-pahalalanaLisitry ny filohan' i MadagasikaraSikidy malagasyVoahiranaFitsarana faranySampan-tenyAmbatolampy TsimahafotsySiansa ara-tsôsialyLanitra (finoana)MassachusettsFirenenaDmitri MedvedevAdaoroRégis Rajemisa RaolisonTanindrazana, Fahafahana, Fandrosoanaw97csOsyTobilehibeTambintenyPoaceaeBokin' i EzekielaZavaboaryFanjakan' AndriamanitraGerd GanteförBorondyQIT Madagascar MineralsKristianisma eto MadagasikaraMponina eto Madagasikara2012Kanaana (faritra)AziaJapànaFiangonana Loterana MalagasyVatosoaFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoAsa AkiraMa Ying-jeouLuciano SpallettiVolana (fotoana)FotoanaFifohazana SoatanànaAntanosyAndriamasinavalonaGeorges AndriamanantenaRenivintanaAndriamanitra (ankapobeny)Jesoa1925Fanekem-pinoana apôstôlikaSakramentaAntenimieram-pirenenaKiantenySydney31 MartsaAsombolaGoaikaAlahasatyDagestànaFamoranaTetiandro malagasySôlômônaFokom-pirenen' i IsraelyTendryKristianismaTantaran' i MadagasikaraAdaloGoogleHelsinki🡆 More