Neô-Ôrtôdôksia

Ny neô-ôrtôdôksia na teôlôjia dialektika dia firehana ara-teôlôjia ao amin' ny prôtestantisma izay nandroso taorian' ny Ady Lehibe Faharoa.

Mampiavaka azy ny fanoherana ny fampianaran' ny teôlôjia liberaly tamin' ny taonjato faha-19 sy ny fanamafisana ny fahefan' ny fampianaran' ny Refôrmasiôna izay nihalefy hery nanomboka tamin' ny taonjato faha-18, indrindra tao Eorôpa Andrefana. Ny teôlôjian' ny pastora soisa roa lahy Karl Barth sy i Heinrich Emil Brunner no santionan' izany teôlôjia neô-ôrtôdôksa izany. Tsy azoazon' izy ireo anefa ny iantsoana azy hoe "neô-ôrtôdôksa" satria tsipahiny ny foto-pampianarana momba ny fandraisana ara-bakiteny ny Baiboly, izay antsoina indraindray hoe "ôrtôdôksia". Ao Etazonia dia i Karl Paul Reinhold Niebuhr no nitarika ny neô-ôrtôdôksia.

Jereo koa

Tags:

Ady Lehibe FaharoaBaibolyEorôpa AndrefanaEtazoniaFanavaozam-piangonanaKarl BarthPrôtestantismaTeôlôjiaTeôlôjia liberaly

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Bôtsoana1862AljeriaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)BibilavaRavelonjanaharyNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraFanjakana MitambatraFanambadianaBokin'i HenokaForyGanàPeteraFehezantenyRadama IIFatranaVoanihoAzia Atsimo-AtsinananaFrank ZappaVoatabiaSandam-bolaRazana (finoana malagasy)FitampohaAbrahama (patriarka)KônfirmasiônaThomas LamFilazantsara araka an' i MatioFahaleovantenaFaritany eto MadagasikaraWMpisolo (fitsipiteny)Fanahy MasinaWikimaniaWikipediaDiamangaFahafatesanaFanavakavaham-bolon-koditraSamuel Ratany1901Fokom-pirenen' i EfraimaFokom-pirenen' i JodàRepoblikan' i KôngôGuangdongFoko folo veryAhidamboVoromailalaAdy Lehibe VoalohanyEmperora CixiLionaSaolyAndrianampoinimerinaHans Holbein le JeuneRepoblika Demôkratikan' i KôngôRianaratraAviavyMarovatoMpisolo tena (fitsipiteny)HaisoratraNekô IIFanekem-pinoana nikeanaFanatitra1860Ady Lehibe FaharoaVondrom-pokoLalàmpanorenan' i MadagasikaraSôdôma sy GômôraSihanakaZanahary (finoan-drazana malagasy)🡆 More