Ny Madagascar dia horonantsary ny DreamWorks Animation Studios, nivoaka tamin'ny 25 Mey 2005.
Afaka hitantsika ao i Ben Stiller (manome feo an'i Alex, ilay liona), Jada Pinkett Smith (milalao an'i Gloria, iay soavalindrano), Chris Rock (milalao an'i Marty, ilay zebra), David Schwimmer (milalao an'i Melman, ilay zirafy), Sacha Baron Cohen (Julien, ilay maki), Cedric the Entertainer, ary i Andy Richter.
| ||
Directed by | Eric Darnell Tom McGrath | |
---|---|---|
Produced by | Mireille Soria | |
Written by | Mark Burton Billy Frolick Eric Darnell Tom McGrath | |
Starring | Ben Stiller Chris Rock David Schwimmer Jada Pinkett Smith Sacha Baron Cohen Cedric the Entertainer Andy Richter | |
Music by | Hans Zimmer | |
Edited by | H. Lee Peterson | |
Production company | DreamWorks Animation PDI/DreamWorks | |
Distributed by | DreamWorks Pictures | |
Release dates | May 27, 2005(Etazonia) | |
Running time | 86 minitra | |
Firenena | Etazonia | |
Fiteny | Anglisy | |
Budget | $75 tapitrisa | |
Box office | $556.6 tapitrisa |
Io tantara io dia ahitana ireo biby maromaro izay tonga teto Madagasikara rehefa tratra ny loza teny an-dranomasina ka nahita ireto gidro sy fosa izay tsy fahita raha tsy eto Madagasikara ihany.
Nomena tohiny ilay horonantsary tamin'ny 2008, ary ny anaran'ilay tohiny dia Madagascar: Escape 2 Africa.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Madagascar (horonantsary, 2005), which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.