Fitsipiteny Kilasin' Anarana

Ny kilasin' anarana dia sokajin' anarana manokana fehezin' ny fitsipiteny ao amin' ny fiteny iray sady manana ny marika ahafantarana azy manokana.

Akoatra ny fanasokajiana ara-pitsipiteny ny anarana ho kandahy na kambavy, ho anaran' ny manana aina na tsy manana aina, dia misy koa fanasokajina ara-pitsipiteny izay mampiavaka fiteny maromaro. Ny anarana ao amin' ny fiteny misy kilasin' anarana dia mety ho sokajina araka ny sasany amin' ireto toetra tanisaina manaraka ireto:

  • manana aina vs tsy manana aina (ohatra: he-she vs it, amin' ny teny anglisy), ahitana ny toy izany ny fiteny ôjiboe;
  • misaina vs tsy misaina, ahitana ny toy izany ny fiteny tamily;
  • lahy vs tsy lahy (ohatra: il vs elle, amin' ny teny frantsay):
  • olona vs tsy olona (ohatra: who vs which, amin' ny teny anglisy)
  • mafy vs malemy
  • azo isaina vs tsy azo isaina (ohatra: many vs much amin' ny teny anglisy)
  • sns

Ahitana fampiasana kilasin' anarana, ohatra, ny vondrom-piteny algônkiana, ny vondrom-piteny atapaskana, ny vondrom-pitenin' ny tompon-tany aostraliana, ny vondrom-piteny kaokaziana, ny vondrom-piteny nizerô-kôngôley.

Jereo koa

Tags:

Fananana aina (fitsipiteny)FitenyFitsipitenyKilahivavy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Filazantsara araka an' i Lioka8 MartsaFanagasiana1870MarovatoTrixie Gardner, Baroness Gardner of ParkesFaraoVoronaQIT Madagascar MineralsJodasy IskariôtaWikimaniaFanalan-jazaFanjakan' ImerinaBootjack, KaliforniaMpampiana-dalànaVolanaFiteny rosianaBokin' ny Salamo1973PôlitikaVohitr' andrianaOva-matoantenyDokuWikiZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaWashingtonFihetseham-poFehezantenyHasinaAzerbaijàna IranianaJodaismaGaliaFisoronana sy fanalana vintanaRongonySalamo faha-37ÔseaniaFirenenaCurrent eventsUlan BatorAleksandra LehibeSôfia (gnôstisisma)1977Fahitalavitra19 AogositraVazimbaOlombelonaFanonganam-panjakanaKabaryArabo (vahoaka)GoogleTeboka roaEmirata Arabo MitambatraJesoa araka ny kristianismaBokin' i JôbaAlakaraboPakistànaAterinetoNFrantsaIamblikôsyFilôzôfiaTaratasin' i Lentolosy19711524Andriamanitra (tokana)IzeharaBoky ara-tantara (Baiboly)Shahram NazeriNorman BorlaugFokom-pirenen' i IsraelyTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaPistisy SôfiaGeorges AndriamanantenaZorofirarazanaBernard Renau d'EliçagarayFiteny frantsay🡆 More