Hanokà

Ny Hanokà dia fety jiosy ahatsiarovana ny fitokanana indray ny alitara fanaovam-panatira tao amin' ny Tempoly faharoa ao Jerosalema, tamin' ny fiverenana amin' ny fanompoam-pivavahana jiosy, telo taona taorian' ny nandraran' i Antiôkôsy IV (Seleokida) an' izany.

Manomboka amin' ny 25 Kislev hatramin' ny 2 Tevet no anaovana ny fankalazana.

Hanokà
Jiro sivy rantsana an' ny Hanokà, atao hoe מנורת חנוכה / Menorat Hanukkah) amin' ny teny hebreo.

Atao hoe חג החנוכה / Hag ha-Hanukka "fetin' ny fanorenana" izany fety izany amin' ny teny hebreo.

Jereo koa

  • Fetim-pivavahana jiosy: Rosh ha-Shana ("fiantombohan' ny taona"); Yom Kippur ("andron' ny famelan-keloka"); Sukkot ("fetin' ny trano lay" na "fetin'ny tabernakely"); Shemini Atseret ("valo andro fivoriana"); Simkhat Torah ("hafaliana ny amin' ny Lalàna"); Khanukka ("fetin' ny fanorenana"); Tu bi-Shevat ("dimy ambin' ny folo andron' ny Shevat"); Purim; Pesakh (Paska jiosy); Shavuot ("herinandro").

Tags:

Antiôkôsy IV EpifanesyKisleva (volana hebreo)SeleokidaTempoly Faharoan' i JerosalemaTeveta (volana hebreo)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TongotraOmbySakalavaW8 MartsaNederlandyNosy KanariaFiendrika sy fitodikaTohu wa-BohuRosedale, MississippiHazomangaMohammad Reza PahlaviHermann HesseSelaGordie HoweDistrika eto MadagasikaraFamoranaWikimaniaFilipinaAsombolaTendrombohitra roa ambin' ny folon' ImerinaValve CorporationParakyEvanjely kôptan' ny EjipsianaFamoronana (finoana sy fedrà)HeresiôlôjiaUlan BatorKômôroRabibyEvanjelin' ny Roa ambin' ny FoloJohn RussellAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaGazetyAbraham TrembleyFamelabelarana faharoa ny amin' ny Seta LehibeFlavio GiojaSodànaFangitra ara-jeografiaRasendrasoaRepoblika Demôkratikan' i KôngôFiteny afrikansaBridgette KerkoveBefandriana-AvaratraOndryHerinaratraFanahyEkoadôraAlemainaKatrafayPaska jiosyTetiandro litorjika kristianaFanekem-pinoana apôstôlikaRainilaiarivonyBola (jeômetria)Fifohazana (kristianisma malagasy)NevadaAdaoroAsidra dezôksiribôniokleikaVorombolaHabakabakaAzerbaijànaAntefasyBiôgrafiaVolana (fotoana)Zone FrancKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaAnjely🡆 More