Sokota

Ny Sokôta na Fetin' ny Tebernakely na Fetin' ny Tranolay dia fety jiosy ahatsiarovana an-kafaliana ny nanampian' Andriamanitra ny Zanak' i Isiraely tamin' ny nivoahany avy any Egipta, ahatsiarovana ny fivahiniana mandritra ny 40 taona tany an-tany efitra taorian' ny fivoahana avy tany Egipta, ary iravoravoana amin' ny fahataperan' ny tsingerin' ny fotoam-pambolena amin' ny taona.

Ankalazaina manomboka amin' ny 15 hatramin' ny 21 na 22 Tishri ny Sukkot.

Amin' ny teny hebreo dia atao hoe חַג הַסֻּכּוֹת / Hag ha-Sukkot izay midika hoe "fetin' ny trano lay" na "fetin' ny tabernakely" io fety io.

Jereo koa

Tags:

Fivoahan' ny Zanak' i Israely avy any EgiptaTisry (volana hebreo)Zanak' i Israely

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SelaKrimeaBonneval, Eure-et-LoirFiteny jeôrjianaFiteny indô-eorôpeaninaAdy Lehibe FaharoaAlakaosyRalamboRatsirahonana Norbert LalaMadagasikaraHerbert Eugene IvesRepoblika Demôkratika AlemànaTeôlôjia silamoMeksikaAfrikaSiberiaL'Express de MadagascarBergicourtMareuil-sur-AyEmperora MeijiKim Dae-jungSahih MuslimNeville SouthallEkôsyTobilehibePedro Rodríguez LedesmaKaremyPaoly (apôstôly)Tômasy avy any AkoinoMoritz Anton Cappeller1922Fiteny rosianaMoctezuma II13 OktobraBorondyNizeriàMorcourt, SommeGibraltara24 MartsaVanim-potoana kristianaSodàna AtsimoFiteny tamily1782SektaLa BazeugePôlitika eto MadagasikaraTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaAbdellatif FellainiTeteJohn LockeBatisaViratyFranklin Delano Roosevelt14 JolayNeôplatônisma2001Abidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaFilazantsara araka an' i LiokaPhil JacksonNy Soratra Masina - Fandikan-Tenin' ny Tontolo VaovaoZoma masinaFath al-BariPaska jiosyRazana (finoana malagasy)Fiteny soahilyAnjara asa (fitsipiteny)Estera (ao amin'ny Baiboly)SpokaneTorkmenistànaVladimir Vysotsky🡆 More