Eokaristia

Ny Eokaristia dia fomba manana ny maha izy azy ao amin' ny fivavahana kristiana izay anamasinan' ny mpanao raharaham-piangonana (pretra na pastora sns.) ny mofo (tenan' i Jesoa) sy ny divay (ran' i Jesoa) ary isotroana sy ihinanan' ny mpivavaka izany araka ny nandidian' i Jesoa Kristy tamin' ny niarahany misakafo farany tamin' ireo mpianany manao hoe: Izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy.

Ny Katôlika malagasy no mampiasa io teny io ka mitovitovy votoantin-javatra tondroina amin' ny teny hoe Fanasan' ny Tompo izay ampiasain' ny Prôtestanta malagasy.

Jereo koa

Ny sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika:

Tags:

Apostoly roa ambin'ny foloFanasan'ny TompoJesosyKatôlisismaKristianismaPastoraPretraProtestantisma

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiangonana Loterana MalagasyZafy AlbertFahasalamanaRégis Rajemisa RaolisonArjentinaMpampiana-dalànaDokuWiki30 St Mary AxeTantaran' i MadagasikaraFady (malagasy)WFiteny anglisyFiteny araboRasendrasoaGabônaJean Narivony194019 AogositraZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaBaiboly katôlikaBatismaFiteny malayEvanjelin' ny Roa ambin' ny FoloAveloFahaleovantenaHaisoratraSongosongoFiteny betsimisaraka atsimoMadagasikara zanatany frantsayDokotraPaska jiosyJohn RussellNizeriàFanekem-pinoanaFiteny hindỳTrixie Gardner, Baroness Gardner of ParkesSabelioBiraom-panisan'i EtazoniaFiteny rosianaJames Dewey Watson1971Sorona masinaBahaismaUlan BatorVietnamyJodaismaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)FamadihanaMalakiaFiarakodiaJesoaApôkalipsy kôptan' i Paoly1993Ady an-tranoHebreo (vahoaka)Salamo faha-37KiboboFomban-drazanaMisterin' ny PaskaZanatsoratraBokin' ny SalamoVoninahitra (fivavahana)WikimaniaSôfia (gnôstisisma)BiôgrafiaKroazada1973Isa voasainaFandraisanaFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaRenivintanaAlakaosyFilipina🡆 More