Kôbalta

Ny kôbalta dia singa ara-tsimia miloko fotsy manopy volom-bolafotsy, izay aseho amin' ny alalan' ny eva Co, sady mitondrana ny laharana atômika 27.

Iray fianakaviana amin' ny vy sy ny nikela izy nefa misy herin' andriamby. Amin' ny maripanan' ny tontolo manodidina dia kely ny fahafahana mandrirotra azy sady kely koa ny tohitra ao aminy, amin' ny maripana ambony kosa dia miha mora rotitina izy. Mitsonika ny kôbalta amin' ny maripana 1 495 °C ary mangotraka amin' ny maripana 2 927 °C. Manana hakitroka 8,9 ary ny lanja atômikany dia 58,933. Laharana faha-30 ny kôbalta raha ny hamarony ao anaty Tany no heverina. Ny akoran-kôbaltitan' i Ontario any Kanadà sy ao amin' ireo firenena ao Afrika Afovoany (Repoblika Demôkratikan' i Kôngô sy Zambia) no loharano ahazoana betsaka indrindra ny kôbalta amidy eo amin' ny tsena iraisam-pirenena. Ny taharo ahitana tsỳ, atao hoe tsìn-kôbalta dia ampiasaina amin' ny fanamboarana andriamby maharitra.

Kôbalta
Akoran-kôbalta

Tags:

Afrika AfovoanyKanadàNikelaRepoblika Demôkratikan' i KôngôTsỳVyZambia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Natoralisma (filôzôfia)OlombelonaMatteo BobbiShoahMakyFanasan' ny TompoMenalambaDidy FoloVaryFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraTetiandro litorjikan'ny Fiangonana katolika siro-malabaraNashtifanAntiliaOkmulgee, OklahomaRindrankajy wikiJesoa araka ny silamoOhabolanaAntefasyGranges-sur-AubeKônfosianismaWikipediaArintanyKalandrie litorjika katôlika rômaninaAostraliaGeorge Frideric HandelLisitry ny zavatra madinidinika 28001-290001940Horatio Herbert KitchenerWiki FoundationFamongoran-taranaka nahazo ny Totsy tao RoandaAnjelyEugene, OregonAl-MuwattaAlexander HamiltonCharles XIV John an'i Soeda1525PaskaJava AtsinananaHetraPuerto RealCarl Gustav JungUNIXFitiavan-tanindrazanaJodasy IskariôtaFairmont, MinnesotaMike CoughlanAntônio de Oliveira Filho1701AsaKerobimaIràkaBaiboly amin' ny teny malagasyÔseania16 FebroaryParthénonKarim BenzemaToetanyTaom-baovao malagasyFandroahana fanahy ratsyNiassaMagiara (vahoaka)Fidangan' ny vidim-piainanaFaritra AtsinananaHypertext Markup LanguageIndôneziaFitsanganan' i Jesoa ho velonaGuelphFisoronana sy fanalana vintanaOniversiteRavoahangy-Andrianavalona JosephFrançois MitterrandJiosy🡆 More