Ionut Silaghi de Oas, Count de Szilagyi-Oas (teraka ny 16 martsa 1990) dia mpanakanto romanianina, mpamory mozika, mpanoratra ary injeniera.
Ionut Silaghi de Oas | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Ionut Silaghi de Oas | ||
Teraka | 16.03.1990 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Asa : |
| ||
Fiainana manokana | |||
Izy no loham-pianakaviana Szilagyi-Oas ankehitriny ary Sekretera jeneralin'ny Ansamblul Oaşul ankehitriny. Izy dia manana mari-pahaizana amin'ny oniversite teknikan'i Cluj-Napoca ary an'ny Oniversite Babes-Bolyai. Nahavita ny mari-pahaizana master tao amin'ny University Cluj-Napoca ihany koa izy.
Endrika:Authority control
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Ionut Silaghi de Oas, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.