Frigia

I Frigia dia firenena tao Azia Minora tamin'ny Andro Taloha izay eo anelanelan'i Lidia sy i Kapadokia, ao amin'ny ilany andrefan'ny tany avon'i Anatolia.

Atao hoe Φρυγία / Phrygía io tanana io amin'ny teny grika. Araka an'i Herodota dia nantsoina hoe Brigesy (grika: Βρύγοι / Brygoi na Βρίγες / Briges) ny Frigiana ary nifindrafindra tao Makedonia sy Albania, avy eo tany Trakia alohan'ny hifindrany mankany Helespontosy (na Dardanelia), taloha kelin'ny ady tao Troia, ary farany dia nanorim-ponenana tao amin'io tanàna io izy ireo.

Frigia
Sarin-tanin'i Frigia ao Azia Minora: ny mavo maneho ny faritra fantatra indrindra, ny mena maneho ny fara-fiitaran'ny fanjakana frigiana.

Tags:

AnatoliaAndro TalohaAzia MinoraFiteny grikaKapadokia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Old Town, MainePete RoseTexasSinôgramaMananasy (kaominina)Magiara (vahoaka)Al-MuwattaWordPressAlassane Dialy NdiayeFahotanaTetiandro hebreoOhabolanaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Vassily KandinskyHoala PersikaBaianópolisPôlinezia FrantsayMarko AorelioAlahasatyJohn AdamsSora-tanana tao Nag HammadiKajimirindra292Firaisan' ny Repoblika Sôsialista SôvietikaSiansa ara-tsôsialyMadonnaTantaraArintanyPaoly (apôstôly)Robert StephensonSampy (malagasy)MesôpôtamiaMouhammad al-BoukhârîFanasan' ny TompoGorontaloGiuseppe VerdiJapànaUsain BoltXherdan ShaqiriMississaugaRindrankajy wikiFabio CannavaroKinanaFotoanaVondrona EorôpeanaFitaovam-piadianaMokubiloFanambaràna ny hevitry ny nofyTeôlôjiaFiteny hebreoFrederick BrooksAC/DCHenryk KasperczakHerinandroJohn MajorSihanakaMohamadyFitsanganan' i Jesoa ho velonaVolana (fotoana)CarentanSorona masinaInstagramFoko eto MadagasikaraSunan ibn MajahKininina (zavamaniry)Fivarotana andevoKublai KhanBaiboly🡆 More