Kônsily Tao Laodikea

Ny Kônsilin' i Laodikea na Kônsily tao Laôdikea na Sinôdan' i Laôdikea na Sinôdan' i Laôdikia dia kônsilim-paritra kristiana izay natao tamin' ny taona 364 tany Laôdikea (na Laôdikia), tanàn-dehiben' i Frigia, faritanin' i Azia Minora.

Nekena ny fametrahana izany eo amin' ny taona 363-364.

Kônsily Tao Laodikea
Ny Kanônan' ny Kônsilin' i Laôdikea mipetraka ao amin' ny sisam-paharavan' ny fiangonana afovoany tany Laôdikea

Ny fiantsoana ny anaran' anjely ankoatra ny an' ny arkanjely telo Mikaela sy Gabriela ary Rafaela dia norarana mba hialana amin' ny fanao momba bt hatsarana (mazia) sy ny fanompoana sary. Nafindra ho amiçn' ny Alahady ny andro manetriketriky ny Sabata, ary ny fitandremana ny Sabata amin' ny Asabotsy, toy ny nataon’ ny Jiosy, dia voaozona (anatema).

Tags:

AnatôliaFrigiaKristianismaKônsilyLaôdikea

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Virijiny (antokon-kintana)1771Richard I an'i AngleteraRadama VoalohanyIbn MajahTahitiWash WestFizikaSina (lohateny mitovy anarana)Pierre-Emerick AubameyangBogotáKutub al-SittahJodasy IskariôtaLuca ToniIsraelyHenry IV, Emperora Romana MasinaPeròOlombelonaMassimo DallamanoIsa miibaHermann LeyOkmulgee, OklahomaFampakaram-badyJônà (mpaminany)Loza folo tao EgiptaJoko WidodoFitsanganan' i Jesoa ho velonaMohamadyMesôpôtamiaDavid FusterWiki CommonsHéctor ScaroneAlakaraboAndrea FrezzaFady (malagasy)Matteo BobbiFampielezan-kevitraAlexandre Ier de RussieJohn AdamsAraraquaraAntom-pisian'ny olonaVassily KandinskySão José da VarginhaKor'any26 SeptambraKininina (zavamaniry)Jacques FrançoisFehezantenyEllwood City, PennsylvaniaKarim BenzemaLalao OlimpikaKafe (maniry)1525SaryJapànaLilleToetanyCarl Gustav JungGore VidalGiuseppe VerdiAnimismaJava AfovoanyTolom-bahoaka tamin' ny 1947Ibn Hajar al-AsqalaniBilbaoNew JerseyMollasaniFaritanin'i Krabi🡆 More