Ny Sefoy dia vahoaka afrikana, anisan' ny vahoaka akàna.
Ity zana-bondron' ny Akàna ity no zana-bondrona lehibe ao amin' ny faritra avaratra-andrefana ao Ganà, izay miteny amin' ny endri-pitenim-paritry ny fiteny akàna, dia ny fiteny sefoy. Ara-jeôgrafia, ny tany onenan' ny Sefoy dia ao amin' ny faritra avaratra-andrefana, 200 km miala ny morontsiraka ary monina amin' ny velaran-tany mirefy 2 695 maily toradroa, vakivakin' ny renirano Tano sy Bia. Nipoitra avy any amin' ny tapany avaratr' i Afrika tahaka ny foko ankàna hafa rehetra ny Sefoy, izay nandositra ny ady. Miisa 572 020 ny Sefoy tamin' ny taona 2010. Misy amin' izy ireo ny milaza ny tenany fa taranaka jiosy na hebreo.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Sefoy (vahoaka), which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.